Hotontosaina, anio, eny amin’ny foiben’ny arisivam-pirenena Tsaralalàna, ny valandresaka iarahana amin-dRandrianalison Herizoa, nampitondraina ny lohateny hoe « Olom-pirenena mahay tantara ». Raha tsiahivina, tafiditra ao anatin’ny « Hetsika 2023: Atrikasa » izao valandresaka hitondrany lohahevitra vaovao izao. Ny hetsika izay manana tanjona hamerina ireo maha izy azy ny Malagasy ary tafiditra ao anatin’izany ny […]
Other News
Fahaizana mitendry piano: raikitra ny fifaninanana « Cnapmada »
« Concours national de piano à Madagascar » na « Cnapmada ». Fifaninanana fahaiza-mitendry piano, ny 3 avrily ka hatramin’ny 5 avrily 2024. Afaka mandray anjara ireo mpitendry piano latsaky ny 26 taona. Sokajiana ho roa izy ireo. Sokajy voalohany misafidy amin’ny: « Intermezzo op119 N°2 » (Brahms), na ny « Malagueña » (Lecuona), na ny « Prélude en […]
Tarika mpihira: nanaraka vanim-potoana ny fiforonan’ny anarana
Nandia lalana lava ny tontolon’ny hira malagasy. Maro ny zava-nitranga sy niova tao anatin’izany. Iray amin’ireny ny fiforonan’ny anarana nisaloran’ny mpihira na ny tarika misy azy. Amin’ny ankapobeny, nanana ny antom-pisiany ireny anarana ireny. Vitsy ihany ireo napetapetaka fahatany, na noforomporonina tsy amin’antony ! Tia mihira ny Malagasy. Saika tazana hatrany […]
Jiu-Jitsu-“Open d’Afrique” : Malagasy mpikatroka 19 ho any Maorisy
Taorian’ny “World Jiu-Jitsu Championship” izay nifarana omaly, ny “Open d’Afrique”, hatao any Maorisy, indray no miandry ny Malagasy solontena, ny 18 novambra ho avy izao. Malagasy mpikatroka 19 mianadahy no fantatra fa hiatrika ity fifaninanana ity, araka ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny Jiu-jitsu Brésilien, izay nanamafy fa tena […]
SOMBIM-BAOVAO
Dato Foot-ball Club Farafangana. Nahazo mpanazatra vaovao. Naval Joachim Andriatiana no hanazatra azy amin’izany raha ny vaovao voaray. Marihina fa efa nanazatra ny ekipan’ny Five FC sy ny Jet Kintana i Coach Naval. Efa nanampy an-dRasoanaivo Titi tao amin’ny CFFA koa izy. Misaona ny tontolon’ny Kung-fu wisa. Nodimandry omaly, ny […]