Other News

Kitra – Fitantanana ny Barea de Madagascar : mety ho tohizan’ny FMF ny fiaraha-miasa amin’ny Me Rôrô

Tsy mbola voatendry hatramin’izao izay ho mpanazatra ny Barea de Madagascar, eo amin’ny fanohizana ireo lalao iraisam-pirenena manaraka. Mifamahofaho be ny resaka saingy heno fa mety ho ny Me Rôrô ihany no hotazomin’ny FMF. Tsy manana mpanazatra ny Barea de Madagas­car amin’izao fotoana izao. Tsy mbola nisy fanen­drena nataon’ny Federasiona […]

Loholona Ramanambitana Richard : “Aoka tsy ho voarebireby ny vahoaka”

“Tokony hipetraka amin’ny toerany ny firaisamonina sivily, amin’ny fakana sy fanomezana hevitra ary mijanona ao ana­tin’ny maha fikambanana azy”, hoy ny loholona Rama­nambitana Richard, manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao. Tsy tokony hiditra amin’ny tontolo politika ny firaisamonina sivily amin’izany, ka lasa mitarika savorovoro sy fanakorontanana eo anatrehan’ny zava-misy eto amin’ny firenena. […]

Depiote Velontsara Paul Bert : naneho hevitra momba ny fitakian’ny Rohy

Taorian’ny fanairana nataon’ny firaisamonim-pirenena Rohy, teny Ambatona­kanga, ny alatsinainy lasa teo. Nilaza ny heviny, Ve­lontsara Paul Bert, solombavambahoaka voafidy tao Port-bergé, omaly. Namba­ran’ity solombavambahoaka IRD ity fa efa mazava ny voalazan’ny Lalàmpanore­nana. Rehefa tsy vonona ny handray ny toerana maha filohan’ny Repoblika mpisolo-toerana azy ny filohan’ny Anteni­mierandoholona, afaka mandray ny […]

Vaovao tambatra

Samy miandry ny fandehanan’ilay fitaterana an-dalamby (train urbain) ny ankamaroan’ny Malagasy. Mbola misy ny fotodrafitrasa sy ny pitsopitsony miaraka aminy mbola tsy vita hatramin’izao, antony mampiato ny fandehanan’ity fitaterana ity. Tokony ho noraisina ta­min’ny fomba ofisialy ny volana aogositra teo ny tetikasa saingy nahemotra izany. Manohana ny mpandraharaha amin’ny alalan’ny […]

“First Global Challenge”: Tanora malagasy miisa 5 ho any Singapour

Noraisin’ny minisitry ny Fampiroboroboana ny niomerika, ny haitao kajy mirindra, ny paositra ary ny fifandraisan-davitra (MNDPT), Raza­fin­dramalo Tahina, omaly, ny ekipa malagasy tanora handray anjara amin’ny fifaninanana “First Global Challenge”, ny 7 hatramin’ny 10 oktobra ho avy izao. Fifaninanana iraisam-pirenena, andiany fahafito, miompana amin’ny fikarohana siantifika sy ny teknolojia niomerika. […]