Other News

Filohan’ny FMF : telo ny kandidà hifaninana

Araka ny fantatra, omaly, teny Isoraka, miisa telo ireo kandidà efa nandefa ny taratasy filatsahan-kofidiny ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Anisan’izany, ny kandidà fahatelo, Randriamanampisoa Alfred, filoha lefitry ny FMF. “Hiezaka ny hanohy ny tsara vitan’ny teo aloha isika ary hanao tetikasa vaovao entina hampandrosoana ny baolina kitra […]

Basikety-Mada Vétérans: misongadina ny ekipan’ny AT2B Analamanga

Mizotra hatrany ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety sokajy « vétéran » atao any Ambatondrazaka. Misongadina ireo ekipa vaventy, hatramin’izao. Hiditra amin’ny andro fahadimy, anio, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, ho an’ny sokajy «vé­téran», lahy sy vavy. Fifa­ninanana tanterahina any Ambatondrazaka, ny 10 hatramin’ny 17 […]

INDRAY MIJERY

Miara-mientana amin’ny fametrahana aro afo ny Graine de Vie. Tetikasa iray ao Ambohitantely, distrika Ankazobe no anaovana aro afo amin’izao fotoana, ho fiarovana ny ala sy ny hazo novolena. Mametraka aro afo 5 ka hatramin’ny 8 km eo ny Graine de vie, mirefy 15 m ny sakany. Fiaraha-miasa eo amin’ny […]

Filankevitry ny minisitra : nankatoavina ny sorabola 4 miliara Ar ho an’ny Ceni

Nitarika ny filankevitry ny minisitra voalohany teny Ma­hazoarivo amin’ny maha mpitantana ny firenena azy miaraka amin’ny governemanta ny praiminisitra Ntsay Chirtian, omaly. Anisan’ny nankatoavina tamin’izany ny fampitana ny sora-bola mba ho soratana ao anatin’ny tetibolan’ny Ceni ny vola 4 500 000.000 Ar. Fa­matsiam-bola avy amin’ny Ja­poney, amin’ny alalan’ny “Fonds de contre-valeur” izany. “Natao hampiasaina […]

Vondron’ny kandidà miisa 10: “Tsy mandà fifidianana izahay saingy tsy matoky ny HCC”

Nitondra fanazavana ny kandidà, Andrianainarivelo Hajo, anisan’ny nanao sonia izany. “Tsy mandà ny hirosoana amin’ny fifidianana izahay saingy tsy ekena kosa ireo mikarakara fifidianana”, hoy izy. Anisan’izany ny governemanta, miandraikitra ny fitantanan-draharaha sady mitanila ary koa ny fomba fiasan’ny HCC. Notsiahiviny fa tsy ara-dalàna izao governemanta, nomena fahefana izao. Tsy […]