Other News

Unesco : « Tsy misy handroso amin’ny tenin’ny hafa »

Sarotra, hono, ny manome famaritana ny atao hoe « fandrosoana ». Ho an’ny hafa indray, ny fampiasana ny zava-misy ananana no manome lanja ny « fandrosoana ». Iray amin’ireny ny teny raha ny nambaran’ny Unesco. Sampandraharaha eo ani­von’ny Firenena mi­kambana, miandraikitra ny fanabeazana sy ny kolontsaina ny Unesco. Rehefa nanome ny valim-pikarohana nataony momba […]

FANTINA sy FINTINA

Niray feo indray ireo kandidà miisa 10 manohitra ny tsy fanarahan-dalàna sy ny fanitsakitsahana ny Lalàmpanorenana. Namoaka fanambarana momba ny fandraisan’ny praiminisitra Ntsay Christian ny fitantanana ny firenena izy ireo ary nilaza fa “Coup d’Etat Institutionnel” nokajiana manokana, hanodinkodinana ny voka-pifidianana ho an-dRajoelina izany. Nampitondra hafatra avy any am-ponja i […]

Raharaham-pirenena: nivoaka tamin’ny fahanginany ny depiote Rossy

Mivantambatana toy ny mahazatra azy ny depiote Rossy. Tsy mino izy fa olom-boafidy tahaka ny filohan’ny Antenimierandoholona, Raza­fimahefa Herimanina, no hanao zavatra mifanohitra amin’ny Lalàmpanorenana. Nohamafisiny fa miombon-kevitra aminy ireo mpifidy vaventy rehetra nifidy sy ireo ben’ny Tanàna rehetra nifanerasera taminy. “Betsaka ny olona niantso ahy manontany ny momba ny […]

Mivoaka…Miditra…

  Tsy hita be ihany ireto mpanao politika malagasy ireto.  Mivoaka miditra toa lelon-jaza amin’izay fihetsika atao. Mbetika mitsipaka, manangatra amin’ny fanaovana fanambarana arahin-tsonia. Mbetika manaraka ny onjany, toa mankasitraka izay ataon’ilay fitondrana. Manao kilalao mahavalalanina. Ilay vahoaka no fanina. Mankaiza ary izy ity ? na samy tompom-pahefana ihany koa aza […]

Antoko MFM : nodimandry Rakotovazaha Olivier

Misaona ny tontolo politika. Nodimandry, omaly, Rakotovazaha Olivier, filoha nasionalin’ny MFM. Efa minisitra sy senatera izy fony fahavelony. Banga ny tontolo politika. Nodimandry, omaly, ny filoha nasionalin’ny MFM, Rakotovazaha Olivier. Efa minisitry ny Fitaterana sy ny fizahantany, ny taona 2003 ny tenany, fony fitondrana Ravalomanana. Mpikambana teo anivon’ny Filankevitra ambony […]