Nanao fanambarana ny olobe any amin’ny distrika Toliara I sy II, omaly. Toherin’izy ireo ny mpanohitra ny tetikasa mitondra fampandrosoana ho an’i Toliara. Nisy andian’olona vitsy nanao fihetsiketsehana, tsy mankasitraka ny hisian’ny fivoarana any Toliara, fotoana vitsy lasa izay. Toherin’izy ireo ny tetikasa tokony hampandroso ny any an-toerana, na dia […]
Other News
Famonoana teratany frantsay tany Toamasina: miaramila zazavao iray sy ny vadiny voarohirohy tamin’ny raharaha
Roa herinandro taorian’ny nahafaty ilay teratany frantsay tany Toamasina, izay nisy namono tao amin’ny trano fandraisam-bahiny iray any an-toerana. Fantatra nandritra ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro filaminana fa atidoha nikotrika izany ny miaramila zazavao iray. Nody ventiny ny fikarohana sy ny fanadihadiana nataon’ny polisim-pirenena tany Toamasina, raha ny fanazavana nataon’ny talem-paritry […]
TARATRY ny KANTO
Misaona ny tontolon’ny hiragasy. Nodimandry i Felix Ranaivoarison, mpamoron-kiran’ny tarika Ramilison Besigara. Fantatra fa sady mpikabary no mpandihy ihany koa izy. Marihina fa efa tsy salama tao anatina fotoana naharitra izy, noho ny fahatapahana lalan-dra. Anisan’ny niavaka tamin’ny famoronan-kira i Fely, satria, miainga amin’ny zava-misy hatrany izy rehefa mamorona. Mahatafita […]
“Madagasikara sy ny tontolony” : nomena tombony ireo mpanao Varatava
Hifarana anio ny “Madagasikara sy ny tontolony”, fampirantiana sary varatava, nanehoan’ireo mpikambana eo anivon’ny fikambanana Varatava ny traikefa sy ny fahaiza-manaony.Tafiditra tao anatin’ny hetsika “Iray volan’ny varatava” ity hetsika ity. Nizotra antsakany sy andavany ary samy afapo ireo vondron’olona nokendrena tamin’ny hetsika. Ankoatra ny fanomezana sehatra ireo mpanakanto eo anivon’ny […]
Sarimihetsika : nodimandry i Babiche
Misaona ny tontolon’ny sarimihetsika eto Madagasikara. Nodimandry, omaly, teo amin’ny faha-34 taonany, i Harimanana Minouchette Babiche, Malagasy mpilalao sarimihetsika no sady mpanoratra tantara horonantsary ary poeta. Araka ny fikarohana natao, ny aretina teo amin’ny faritry ny tratrany no tena nahatonga ny fahafatesany, ary efa nanomboka ny zoma lasa teo izy […]






