Other News

Haban-tseranana : handoavana haba ny entana mihoatra amin’ny fetr’isa

Misy ny bokikely hamantarana ny isa sy ny karazan’entana azon’ny mpandeha entina miditra eny amin’ny seranam-piaramanidina. Azo ampiasaina koa ny finday avo lenta hidirana ao amin’ny fitaovana niomerika eTariff. Natao, omaly, ny fivoriana nokarakarain’ny Fitan­ta­nana foibe ny haban-tseranana (DGD) malagasy, niaraka tamin’ireo mpisehatra sy manan-draharaha aminy. Nifantoka tamin’ny Fifana­ra­hana hanamorana […]

Sendika ST MEETFP : “Hamafisinay ny fepetra ho an’ireo ho minisitra”

“Miantso ny filohan’ny Repoblika sy ny Praiminisitra izahay amin’ny fisafidianana ireo ho minisitra misahana ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa”, hoy ny sendikan’ny mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa (ST MEETFP). Nohama­fisin’izy ireo ny antso avo efa nataon’ny fikambanan’ny firaisamonim-pirenena miasa amin’ ny sehatry ny […]

INDRAY MIJERY

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny alatsinainy lasa teo, teny amin’ny kianja Barea Mahamasina ny andiany fahenina amin’ny Forum Mini-basket, izay karakarain’ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB) sy ny Fiba Afrika. Miisa 365 isa ireo ankizy tonga nana­trika izany teny an-toerana. Hiatrika ny fifaninanana Davis Cup vondrona “V”, izay hatao any Gaborone […]

Playout PFL : hifanandrina amin’ny CFFA ny Mama Fc

Hotanterahina eto an-drenivohitra, anio, ny andro faharoan’ny fifaninanam-pirenena hahafantarana ireo ekipa roa midina any amin’ny diviziona faharoa, “Playout Coca-Cola PFL”, ho an’ireo kaonferansy roa, avaratra sy atsimo. Ani­san’ny lalao tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Mama Fc, izay samy miray von­drona ao amin’ny Kaon­fe­ransy Atsimo. Hatao eny […]

Kylian Mbappé : lasan’ny Real Madrid tanteraka

Notanterahina, omaly, tao amin’ny kianja Santiago Berna­beu Espagne, ny lanonana fandraisan’ny Real Madrid an’i Kylian Mbappé, Frantsay mpilalao baolina kitra. Nahatratra 80 000 ny olona tonga nanatrika izany tao an-kianja. Niavaka tanteraka ny fandraisan’ity klioba espaniola ity an’i Mbappé. Anisan’izany ny fampisehoana horonantsary fohy izay mira­kitra ny tantaran’ity kalaza frantsay […]