Other News

Ilaivola-Ivato: tratra ilay ramatoa nampijaly zana-bady

Nosamborin’ny mpitandro filaminana ny vehivavy iray nidaroka sy nampijaly ny zana-badiny tao amin’ny fokontany Ilaivola, kaominina Ivato, distrikan’Ambohi­dratrimo, ny alarobia 10 jolay teo. Niantso vonjy tamin’ny mponina manodidina mpiray vodirindrina aminy ny zazavavy iray. Mangana avokoa ny mason’io zaza io ary nahitana ratra ny faritry ny vatany. Tsy nisy olon-kafa […]

Toamasina : jiolahy telo rotiky ny balan’ ny polisin’ny UIR

Niara-maty voatifitra ireo telo lahy ikoizana amin’ny asa fanendahana sy fandrobana tao Toamasina Renivohitra, omaly. Nandositra ny namany iray. Maty voatifitry ny polisim-pirenena ny jiolahy telo lahy tompon’ antoka tamin’ny fanendahana mpandalo, tao Ambolo­ma­dinika Toamasina, omaly. Nanao fisafoana tamin’io faritra malaza fanaovan’ireo tontakely sy mpangalatra ny asa ratsy io ny […]

Investissement durable: investir dans le green pour stimuler l’économie

Trier les déchets n’est pas très glamour, et ce n’est pas non plus le métier le plus valorisé pour stimuler l’économie d’un pays. Cependant, l’investissement durable recèle un potentiel significatif. Il s’agit d’une philosophie d’investissement qui va au-delà des simples calculs de retour sur investissement. Les acteurs du secteur de […]