Other News

Fifandraisan-davitra : azon’ny Telma ny amboara “Ookla 2023”

Manombana ny tanjaky ny internet ny rafitra iraisam-pirenena mahaleo tena Ookla. Ao anatin’izany ny fijerena ny hafainganam-pandehan’ny tambajotra sy ny teknolojia ampiasaina. Azon’ny orinasa Telma ny amboara “Ookla 2023”, manana ny hafainganam-pandeha ambony indrindra eto Madagasikara. Mam­piavaka azy ny fahombiazana vitany amin’ny tambajotra, ny fiparitahany manerana ny Nosy, sns. Nahatratra […]

VAOVAO TAMBATRA

Naiditra am-ponja vonjimaika ny olona sivy, voarohirohy tamin’ny halatra vy amin’ny tetezana any Fisoronana Faratsiho. Miisa 15 izy ireo ka nahazo fahafahana vonjimaika ny telo. Mitohy, omaly, ny fanadihadiana lalina ireo voampanga, ataon’ny polisim-pirenena sy ny sampan’ny Asa vaventy Faratsiho. Mampigadra 5-10 taona ny halatra toy izao. Natao, omaly, ny […]

Fanondranana lavanila : hisy rafitra iray hajoro

Hivondrona anaty rafitra iray manan-danja ireo firenena lohalaharana amin’ny famokarana lavanila maneran-tany toa an’i Madagasikara, Ouganda, Papouasie Nouvelle Guinée, Comores. Anisan’ny tombontsoa azo amin’ny fijoroan’ity rafitra ity ny fahamarinan-toeran’ny vidin’ny lavanila eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, ny fampiroboroboana sy ny fampandrosoana maharitra eo amin’ny seha-pihariana. Ao anatin’izany ny fahitana tsena vaovao […]

Harinkarena Faobe: mila ampitomboina ny fahaizana sy ny traikefa

Marefo ny toekaren’i Madagasikara noho ny tsy fahampian’ny famokaran’ny tsirairay. Mila ampitomboina ny fahaizana sy ny traikefa (capital humain). Ambany ny harinkarena eto Madagasikara ka tsy ahafahana miady amin’ ny fahantrana na koa ametrahana ny Nosintsika ho anisan’ ireo firenena vao misondrotra maneran-tany. Miankina amin’ ny famokarana ny fitombon’ny harinkarena, […]