Other News

Délestage intenable : des soucis d’approvisionnement en carburant

La Jirama a déjà annoncé qu’en raison d’un débit d’eau en baisse, les délestages tournants sont inévitables. Pourtant force est de constater que les coupures deviennent de plus en plus intenables et commencent vraiment à exaspérer la population. Plusieurs manifestations de contestations ont eu lieu ces derniers temps. Apparemment, il […]

Tetikasa PADAP : Paikady hamokarana miaro ny tontolo iainana

Natao entina hampitomboana ny vokatra ara- pambolena, mifandray akaiky amin’ny fi­tantanana maharitra ny harena voajanahary ny Tetika­sa ara-pambolena maharitra ha­metra­hana tontolo mirindra (Padap). Mitantana azy ny mi­nisiteran’ ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), fa manana andraikitra feno koa ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd) sy ny ao […]

Tsenabe ara-toekarena: homena lanja ny fandraha­ra­hana amin’ny sehatra samihafa

Nanomboka, omaly, 1 ha­tramin’ny asabotsy 3 desambra 2022 izao ny Tsenabe ara-toekarena eto Toamasina, atao etsy amin’ny Araben’ny Fa­haleovantena. Lohahevitra no­raisina ny hoe :  « tohanantsika ny fandraharahana ao anatin’ny fifanomezan-tanana, ha­hazoana vokatra hampandrosoana ny faritra ». Miisa 250 ny tranoheva ho an’ny mpandray anjara, ahitana ny orinasa vaventy sy sa­lantsalany, madinika. Eo […]

CSI-Pnud: hiadiana ny kolikoly

Nampahafantarina omaly ny SIIGAC*, fitaovana iray eo anivon’ny CSI* hoentina hiadiana amin’ny kolikoly, izay misokatra ho an’ny rehetra. Tamin’ny tomban’ezaka nataony ny CSI nampian’ny Pnud ao anatin’ny tetikasa Madagasi­kara tsara tantana nametraka tambajotra ifanakalozam-baovao, dia ny SIIGAC. Tanjona ny hisian’ny mangarahara sy tamberin’andraikitra hananana fomba fijery mahitsy hiadiana amin’ny kolikoly […]