Other News

Fiatrehana fifidianana : hanara-maso ny lisitry ny mpifidy ny vehivavy Tim

Nifamory teny amin’ny foiben-toeran’ny antoko etsy Bel Air ireo vehivavy Tim, ho an’ny faritra Analamanga, ny faran’ny herinandro teo. Ni­tarika izany ny filoha nasio­naly, Ravalomanana Marc. Nambarany tamin’ny toromarika nomeny ireo mpikambana sy ny fanentanana nataony ny tokony hanarahan’izy ireo maso ny fizotry ny fanoratana anarana anaty lisi-pifidianana. Eo koa […]

Mpiasan’ny Antenimierandoholona : tsy fahaiza-mitantana no tsy mahavoaloa ny karama

“Mitohy ny tolonay. Tafi­ditra ao amin’ny kaontinay ny karamanay, dia mandray asa izahay”, hoy ny filohan’ny sendikàn’ny mpiasan’ny An­tenimierandoholona, Raza­fima­haro Famatanantsoa, teny amin’ny lapan’ny Antenimie­randoholona, Anosikely, omaly. Fitantanana tsy milamina sy tsy mirindra ao anatiny ary tsy mitsinjo ny tsy maintsy zakaina amin’ny fandaniana fototra ho tonga hatramin’ny volana desambra […]

Depiote Randrianasolo Nicolas: “Mila jerena ny sosialim-bahoaka”

“Matetika, tsy tanteraka eny anivon’ny distrika ny voasoratra ao anatin’ny sora-bola. Tsy tokony hatao ambanin-javatra ny sosialim-ba­hoaka”, hoy ny depiote, Randrianasolo Jean-Nicolas, momba ny tetibolam-panjakana, taona 2023. Ny tetibola ho an’ny fambolena no tokony hatao laharam-pahamehana. Ny lafiny sakafo no tena manahirana ny vahoaka. Hatao ny fampindramam-bola madinika ho an’ny […]

Fiaraha-miasa amin’ny Banky iraisam-pirenena : nojerena ny paikady hiadiana amin’ny fahantrana

Mamita iraka eto amintsika, amin’izao fotoana izao, ny filoha lefitry ny Banky iraisam-pirenena, i Victoria Kwakwa. Nanao dinikasa niarahany tamin’ny governemanta, notarihin’ny Praiministra Ntsay Christian, teny Maha­zoarivo izy ireo, omaly. Voaresaka ny fampandrosoana amin’ny ankapobeny. Tafiditra ao anatin’izany ny fijerena ireo paikady rehetra hanohizana ny ady amin’ny fahantrana. Eo koa […]

Famelomamaso ny antoko: naka lesona amin’ny lesoka teo aloha ny HVM

Fakana bahana. Nanatanteraka fihaonambe, varavarana misokatra tany Fianarantsoa, taorian’ny teto Antananarivo ny antoko HVM, ny faran’ny herinandro teo. Nivoitra tamin’izany ny fanentanana sy fanaingana ireo mpikambana hiroso bebe kokoa hatrany. “Hianaro ny tsara efa vitantsika ary mahaiza misintona lesona amin’ny mety ho lesoka”, hoy ny filoha mpa­norina, Rajaonarimampianina Hery, tamin’ny […]