Ao anatin’ny herinandro ho an’ny fandraharahana, ny 14 hatramin’ny 20 novambra, misy famelabeleran-kevitra momba ny « maha ara-dalàna na formel, manome lanja ny toekarena maharitra » hatao anio 16 novambra, ao amin’ny antenimieran’ny varotra eto Antananarivo. Tanjona ny hanehoana ny tombontsoa azon’izay ara-dalàna na formel amin’ny fandraharahana ataony, manazava ireo dingana rehetra arahina […]
Other News
Talen’ny kabinetra MEH: “Mifono hevitra politika ny fanambaran’ny VOMZM sy ny SEMM”
Naneho hevitra ny talen’ny kabinetra ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Randrianaina Odon, omaly, manoloana ny fanambaran’ny mpitarika fikambanana Vondron’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa (VOMZM) sy ny sendika SEMM. Aminy, misy ambadika politika ireny fanambarana ireny. Raha tsiahivina, nitaky ny fanalana ny minisitra MEH, Ramaroson Andry ireto naneho hevitra. […]
Faritra Vatovavy: nanamafy traikefa ny mpanao gazety
Nisitraka fiofanana ireo mpanao gazety miisa 25, any amin’ny faritra Vatovavy. Tafiditra amin’ny fanamafisana ny traikefa efa ananany izany. Mivoatra hatrany rahateo ny asa fanaovan-gazety manoloana ny fanatontoloana, ny fivoaran’ny teknolojia, ny fivoaran’ny toe-draharaha eo amin’ny toekarena sy sosialy ary ny fiarahamonim-pirenena. Itakiana ny fampanarahana ny asa fanaovan-gazety amin’ny fenitra […]
Chœur Miangaly: hamerina ireo hira amin’ny rindra hafa
Mpivoy ny mozika klasika, izay matetika hira fiderana no nahafantarana ny Chœur Miangaly hatramin’izay. Hivelatra kokoa izy ireo anatin’ilay fampisehoana « Chœur et couleur », izay hotontosaina ny zoma 18 novambra izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva, etsy amin’ny AFT Andavamamba. Tsy hira fiderana ny amin’ity indray mitoraka ity, fa […]
Hira fiderana: manohy ny lalany i Marcelio
Ny feo voalohany matanjaka sady rakotra angola, miampy ny fahaiza-manaony eo amin’ny sehatry ny dihy. Ireo mitambatra no manosika avo ny talentan’i Marcelio eo amin’ny mozika evenjelika. Nanaitra sy nanintona ny maro amin’ity mpanakanto ity ihany koa ny fironany amin’ny fiangaliana ny bagasy sy ny fivelarany miandalana amin’ny fampiasana ny […]