Ramatoa roa niray tsikombakomba tamin’ny jiolahy nidoboka am-ponja ao Ankazobe, afakomaly. Anatin’ny fanohizana ny famongorana ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ny doro trano nahafatesana olona tao Ambohitriniandriana, fokontany Anosikely, kaominina Ambolotarakely, distrika Ankazobe, ny zandary. Voasambotra ny faran’ny herinandro teo ny vehivavy roa voalaza ho mpiray tsikombakomba tamin’ireo olon-dratsy nahavanon-doza. Tsy vitan’ny […]
Other News
Andranomanalina : jiolahy tratra niaraka tamin’ny sabatra
Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny PPA Ampefiloha teny Andranomanalina, omaly, ny jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana. Hita teny aminy koa ny sabatra lavalela iray fampiasany rehefa manao ny asa ratsiny. Nisy ny fitarainana voarain’ny polisy momba ny fanendahana miseholany amin’iny faritr’Isotry sy Ampefiloha iny. Manoloana izany, nanamafy ny fisafoana fanaony […]
Ambohimangakely: mpisoloky tany efatra nidoboka am-ponja
Mamorona taratasy hosoka, olona miisa dimy misoloky tanin’olona voasambotra teny amin’ny kaominina Ambohimangakely, ny talata 30 mey teo. Tany lehibe mirefy 2,5 ha, nokasain’ireto dimy mianadahy ireto hamidy tamin’ny alalan’ny taratasy hosoka. “Manana tompony saingy efa maty ary misy mpandova io tany io”, araka ny nambaran’ny zandary. Renim-pianakaviana efa mananika […]
Tir en l’air du 01 Juin 2023
Classement – Tennis de table: Antoine Razafinarivo recule d’une place
De nouveaux points ont été attribués à l’issue du Championnat du monde de Durban (Afrique du Sud). Absent de cette compétition, le pongiste malgache Antoine Razafinarivo reste néanmoins dans le Top 10 africain, même s’il a rétrogradé de la 7e à la 8e place. Un recul important a même été […]






