Tra-tehaka tao amina tokantrano iray ny entana halatra, very efa ho efa-bolana lasa, tetsy Ambohimalaza, afakomaly. Renim-pianakaviana iray sy ny vadiny no voasambotry ny zandary. Nisy namaky ny tokantrano iray tao Ambalavato, fokontany Andranonomby Ambohimalaza, ny 13 janoary lasa teo. Tsy vitan’io, mbola niverenan’ireo olon-dratsy indray io tokantrano io, ny […]
Other News
Fisolokiana : tratra ireo mpanao feona kalanoro
Naiditra am-ponja vonjimaika ireo telo lahy nisoloky olona maromaro tao Antsiranana, tamin’ny alalan’ny fanaovana feona kalanoro, afakomaly. Mitarika ireo olona sasany mitady harena ireto mpisoloky ireto. Resiny lahatra hanatona toerana. Manao ny feon’io zavatra io ireto olon-dratsy ireto. Resy lahatra tokoa ireo olona fa tena kalanoro no ren’izy ireo. Ampanaterin’izy […]
Poa-basy tetsy 67 Ha : rotiky ny bala Ra Nationale, jiolahy raindahiny
Nifarana hatreo ny asa ratsin-dRa Nationale na i Dadandry, anisan’ireo jiolahy raindahiny amin’ ny fanafihana mitam-piadiana eto an-dRenivohitra, afakomaly alina. Tratra tetsy 67 ha, nifanenjehan’ny polisy ny jiolahy raindahiny iray, ny alin’ny alatsinainy hifoha omaly talata. Nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika, tsy nanaiky io jiolahy io rehefa nifanehatra tamin’ny polisy nanao […]
Tir en l’air du 24 Mai 2023
Handball – IHF Challenge Trophy zones 6: les Akio filles mettent le cap sur Johannesburg
Les délégations malgaches de handball cadettes et juniors filles ont mis hier le cap sur Johannesburg où se dérouleront les éliminatoires de l’International Handball Fédération zone 6, du 23 au 27 mai. Les deux sélections nationales ont fait le déplacement dans l’espoir d’y faire une bonne figure. L’objectif étant de […]






