Étiquette : ny tale jeneralin’ny ivontoeram-pampiarana avy amin’ny minisiteran’ny Fana­beazam-pirenena

ONG UWS Madagascar : Manohana ny fanabeazana ao Morombe

Nitsidika ny distrikan’i Morombe, nandritra ny herinandro, ny tale jeneralin’ny ivontoeram-pampiarana avy amin’ny minisiteran’ny Fana­beazam-pirenena, Ranosy Eliane. Nitafa tamin’ireo mpisehatra amin’ny fanabeazana any an-toerana izy. Ao anatin’ izany ireo mpampianatra sy ny mpandraharaha ary ny mpiray ombon’antoka samihafa sy ny mpanohana teknika. Voaresaka tao anatin’ny dinika ny fitantanana ireo fotodrafitrasam-panabeazana […]