Taratra, Tselatra Tselatra Ecrit par Adnews on 25 février 2023 infos connexes Antenimierandoholona : Hojerena ny haha marin-toerana ireo ben’ny Tanàna 10 mai 2025 VAOVAO TAMBATRA 10 mai 2025 30 taona ny Paositra rapida: Hanome tolotra tsara kalitao nefa mora 10 mai 2025 Nahitana fatim-behivavy iray tao amin’ny fokontany Sazomena kaominina Sahatavy distrika Vavatenina omaly. Maty tao anaty toeram-pitrandrahana volamena ity vehivavy ity. Potika tanterana ilay vata-mangatsiaka ary tsy misy hamantarana azy intsony. Partager sur: