Manome sehatra ho an’ny mpanao hosodoko ihany koa ny fanjakana. Izay no nanokanana ny “Galerie d’art” etsy amin’ny Ivokolo Analakely, izay mandray ireo mpanakanto mpanao hosodoko Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny “taona koltoraly 2024”, ho an’ny Ofisim-pirenena misahana ny zavakanto sy ny kolontsaina, na ny OFNAC, etsy Analakely. Ity […]
Mois : février 2024
Edisiona Jeunes Malgaches: mitohy ny fiaraha-miasa amin’i Arikaomisa R.
Tontosa omaly ny fanaovan-tsonia fanaovaozana fiaraha-miasa, eo amin’i Arikaomisa Randria, Malagasy mpanoratra, sy ny edisiona Jeunes Malgaches. Hisy ny boky vaovao hivoaka amin’ny volana avrily 2024. Tsiahivina fa boky mahakasika ny fanabeazana sy fitaizana ankizy no tena ahafantarana ny edisiona Jeunes Malgaches, ary miray vina amin’izy ireo amin’izany ity mpanoratra […]
«Rallye Moi(s) Théâtre», andiany faha-7: Hanome vahana ny vehivavy sy ny ankizy
Hotontosaina eto an-dRenivohitra sy ny manodidina, ny 1 marsa ka hatramin’ny 8 marsa izao, ny andiany faha-7 amin’ny «Rallye Moi(s) Théâtre». Amin’ny ankapobeny, notazonina hatrany ireo fandaharanasa nahafantarana ity hetsika karakarain’ny Compagnie Miangaly Théâtre ity hatramin’izay. Anisan’izany ny fampisehoana eny an-tsehatra, ny atrikasa sy ny fifanakalozana ary ny «soratra». Ho […]
Mpitovo mananatra ny manana: miroborobo fatratra ny mpanao « développement personnel »…
Mitady izay hiantsampazana ny Malagasy. Mitotototo any amin’ny tontolon’ny fivavahana. Mirona any amin’ny resa-pinoana… Tao anatin’ny taona vitsivitsy izay, maro ny miantoraka any amin’ireo milaza sy mitonona ho «coach» manao ny «développement personnel», satria ireny indray no eritreretin-dRamalagasy fa hamaha ny olany. Miaina ao anatin’ny fahoriana sy fahantrana lalina ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Tontosa tao Faratsiho Antsirabe, ny 17 febroary lasa teo, ny fifakalozan-kevitra voalohany, nokarakarain’ny ligin’ny baolina kitra, faritra Vakinankaratra. Tanjona amin’ity hetsika ity ny hahafantarana ny olana sendrain’ny baolina kitra any an-toerana, hisorohana ny disadisa rehefa manomboka ny fifaninanana. Hotanterahina ny 2-3 marsa ho avy izao, any amin’ny Boulôdrome Tanjombato, ny […]