Tsy voatery ho maizina foana ny fiainana eto Madagasikara. Raha midangana izaitsizy ny vidim-piainana, manjaka ny endri-pandikana lalàna, sehatra mahafinaritra sy mahavelombolo kosa ny tontolon’ny fanatanjahantena. Na tsy anisan’ny telo voalohany aza i Madagasikara, ohatra, any amin’ny Lalao Afrikanina, tsy mody maina toy ny taloha intsony ny Malagasy mpilalao. […]
Mois : mars 2024
Fiatrehana fifidianana: hisoroka ny mety ho korontana ny mpitandro filaminana
Hametraka ny fepetra rehetra iarahana miasa amin’ny governemanta sy ny mpitandro filaminana ny eo anivon’ny Ceni, amin’ny hiatrehana ny fifidianana depiote. Nambaran’ny mpampakateny, i Soava Andriamarotafika, fa efa mametraka ireo lamina rehetra momba izany izy ireo izao. “Anisan’ny fepetra horaisina tahaka ny natao tamin’ny fifidianana filoham-pirenena ny hiantsoana ireo lehiben’ny […]
TSELATRA
Naiditra am-ponja, omaly, ilay raim-pianakaviana nanolana ny zanany vavy 13 taona tao Ampotamandrevo, kaominiana Maroala, omaly. Nampihatra ny filan-dratsiny tamin’io zanany naterany io ilay lehilahy 48 taona ny fiantombohan’ny volana marsa teo ka voasambotra. Vehivavy nisoloky Cash point voasambotry ny mpitandro filaminana tao Voirie Antsirabe, afakomaly. Nampandre ny mpitandro filaminana […]
Ady tao anaty karaoké : tovolahy iray naratra voavelin’ny tavoahangy
Voatery nozairina mihitsy ny lohan’ilay tovolahy novelesina andian-jatovo tamin’ny tavoahangy teo amin’ny lohany tao Salazamay Toamasina, ny faran’ny herinandro teo. Tovolahy fantatra eo amin’ny sehatry ny fanaovana fanatanjahantena ao an-toerana ity niharam-boina ity. Tratran’ny ady tambabe izy tao amina trano fisotroana malaza iray akaikin’ny hopitaly manara-penitra. Niara-nisotrosotro tamin’ny sakaizany ity […]
Mahazoarivo: May ny caserne militaire EP1
Nitrangana haintrano mahatsiravina teny Mahazoarivo, omaly tolakandro. Nirehitra ny caserne militaire EP1 eny an-toerana, lalana mankany amin’ny Primatiora. Tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina nifehy ny afo. Nanomboka tamin’ny 4 ora mahery teo ny firehetana ary tsy maty izany raha tsy tamin’ny 5 ora tany ho any. Tsy niala teny […]




