Barean’i Madagasikara: Barean’i Madagasikara

Navoakan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), afakomaly, ny lisitr’ireo mpilalao 42 mirahalahy hanaovan’ny mpanazatra, Rakotondrabe Romuald Felix na Coach Rôrô, sivana, ho an’izay hiatrika ny « Chan 2025 ». Tsara marihina fa efa ao anatin’ny fanomanana ity fifanintsanana afrikanina ity ny Malagasy mpilalao.
Tsikaritra tao anatin’ity lisitra ity fa tsy tafiditra anatin’ireo mpilalao afaka hitsapa ny fahaizany Randrianaivo Pascal, anisan’ireo mpampiditra baolina betsaka indrindra nandritra ny fifanintsanana nasionaly, “World Cola PFL”. Marihina anefa fa ny lohalaharana mahay mampidi-baolina, hita fa tsy ampy ho an’ny Barea. Porofon’izany, tsy nahatafiditra baolina afa-tsy telo ny ekipa nasionaly, nandritra ny fifaninanana Cosafa tany Afrika Atsimo, farany teo.

F.R

Lisitr’ireo mpilalao 42 mirahalahy :

Mpiandry harato :
Ratsimbazafy Manda Hasina (Ajesaia)
Nifidisoa Arnaud Kennedy (Cosfa)
Ramandimbisoa Lalain’Arinjaka Michel (Elegeco Plus)
Tsilavintsoa Berni (AS Fanalamanga)
Vodilaharana :
Randriamanampisoa Rijaniaina Nicolas (Fosa Juniors)
Rabemanantsoa Rado Niana (AS Fanalamanga)
Rabarijaona Tantely Avotriniaina (CFFA)
Rabearivelo Bono Stephano (Disciples FC)
Tolojanhary Patrick Jean Antonio (Ajesaia)
Randriamanampisoa Elysé Tony (Elegeco Plus)
Amourson Andriniaina Aurélien (Fosa Juniors)
Andrianambinina Ruffin (Cosfa)
Ratsimbazafy Hajatiana Claude (Disciples FC)
Rakotonandrasana Fanomezantsoana Roland (Cosfa)
Randrianirina Heriniaina Toky Bienvenu (Fosa Juniors)
Randrianandrasana Joel Lalane (AS Fanalamanga)
Randrianjatovo Pierre Randy Franco (USCAFoot)
Tovondrainy Gilbert (Mama FC)
Hirakiraka afovoany :
Rakotoson Mamisoa Alexandre (Elegeco Plus)
Ramamonjisoa Onja Andrianina (AS Fanalamanga)
Andriamifidy Ihantaniaina Anito (Ajesaia)
Randrianantenaina Harison Patrick (CFFA)
Rafanomezantsoa Lalaina (CFFA)
Rasolofonimanana Hery Mahefasoa Avotra (AS Fanalamanga)
Rakotondrajoa Andy Nantenaina (Disciples FC)
Rakotoarisoa Tiavina Pierre Mickael (Disciples FC)
Andrianarimanana Andriamirado Aro Hasina (Fosa Juniors)
Ranavioson Jean Luc (Mama FC)
Lohalaharana :
Razafimahatana Nantenaina (CFFA)
Razafimanana Jhone Christiano (CFFA)
Tokiniaina Andonilaina Santatra Anthino (Disciples FC)
Jinidy Joel Justin (AS Fanalamanga)
Rajaonarivelo Rayan Hery (Disciples FC)
Hasinirina Onjanaina Patrick (Elegeco Plus)
Limberaza Gildas (AS Fanalamanga)
Nasainarivo John Kaela (Cosfa)
Rakotondraibe Toky Nia (Cosfa)
Razafimaro Fenohasina Gilles (Ajesaia)
Andriamamonjy Harilala Fanevasoa (FC Rouge)
Manohasota Félicité (Fosa Juniors)
Notahiniavo Maminiana Rolland (CFFA)
Randriamahazo Ismaël (AS Fanalamanga)

Partager sur: