Trangam-piarahamoninairaymampihorohoronymponina any ambanyravinahitrarehetra any nytrafikan’olonavariranany bobo. Ho an’nyetoMadagasikaramanokana, manjakanyherisetrasy ny famonoanaary ny halatrataova any amin’nyfaritraatsimon’ny Nosy. Lasibatramanokananyzazanazatovombolavirijiny, ankoatranytsymahaymiteny. Tsymbolamisyfanambaranamazavaanefanytenailanaazyireny.
Sadymampalahelo no mampitroatraara-bakitenynyzava-misyiainan’nyolonaVariranany boboetoMadagasikara, ankehitriny. Mandry an-driranantsyandroaman’alinaizyireosynyfianakaviany,tsy an-tanàn-dehibe,tsyambanivohitra fa samymahitafaisana.
Hatrizaynyfanilikilihana, fiheveranaazyireo ho samponasysokajin’olona. Mivadika ho herisetramihatraaman’ainaizanyamin’izaofotoanaizao.
“Heverin’nyolona fa manan-jinamanokanasyhasinahafahafanyzanakay. Mitondravintanatsara ho an’nyolonatehanan-karenanatehisondro-boninahitra, hono”, hoy RtoaSoavelo Martine, renim-pianakaviana, moninaaoAmbovombeAndroy, manan-janakavavy 17 taona, zazavarira, nanaovanafanadihadianany faha-11,nyvolanaaogositra2022. “voaterymiakatraatyAmbovombeizahay, mitsoakaizayendri-panilikilihanaandaninysynyfakana an-kerinyankilany”, hoy hatranyizynitarainanyzava-manjoazymianakavy. Misynyloharanom-baovaohafa, tahakanypasiteraRaminojaonaAndreass, amin’nyfiangonanatsymiankinairay, nanaovanafanadihadianataoAmboasaryAtsimo, ny faha-16septambralasateo, milaza fa tenafitaovanamasinasysarobidy ho an’nymalaso, indrindranympangalatraombynyvoamasoan’nyzazavarira. Nilazaizyfa:“Anisan’nylasibatramanokananyzazambolavirijinynalahy io navavy. Izany hoe,ireotsymbolananaofiraisanaara-nofo. Ankoatraizany, ireozazatsymbolamiteny. Izayantonyhisafidiananaazyireoindray aloha tsyhaiko. Ny azo antokamiankinaamin’nyresa-pinoana io. Ny olonaatyambanivohitrarahateo mora minominofahatany. Ny valalamisy, nympilazakoamahay”, hoy izynitondranyheviny.
ManamafyityfizaranairayitynympanaogazetyiraymoninaaoAmbovombeAndroy, AndrianambenaChryslère. Ny eoanivon’nyzandarimariam-pirenena, toy nyaoamin’nyborigadin’iSoanala, distrikan’iBetroka, kosanilaza fatsymahafantatramazavanytenailananyzazanazatovovarira. NilazanyadjidàMiandrisoa Jean Noël fa “tenatsy manana vaovaomarim-pototramombanyilananytaovan’ireozazavariraizahay. Mikasikaizanyresakavirijiny, zaza moana izany aloha, tsymanam-baovaoizahaysatriatsyafakanymanamarina.”, hoy izynizaranyheviny.
Marihina fa mitaizazazavariravalo, ankehitriny,nyaoamin’nyborigadin’iSoanala. Ireozazaireodiaefalasibatrynympaka an-keriny,saingytafaporitsakahatrany. “Misyamin’izyireo no efanotafihinatao an-tranony, saingynyalinasaikahangalanaazyanefadiatsynatorytaonyzaza. Misyamin’izyireokoaefateny am-pelatanan’nyolon-dratsy no nifampisintonanatamin’ny rainy. Vokatrynyfanakanananyolon-dratsydiavoatifitraizy”, hoy ityzandaryity.
Resa-pinoanasyfahefana
Raha nyzava-misy marina any ifotony, tenaataohazalambonyzazavarira, mbaahafahanamakanyvoamasony, indrindraindrindra. Ho an’nyaoamin’nyfaritraAtsimoAndrefana, tahakany any amin’nydistrikan’Ampanihy, nilazanymanamboninahitrairay, nanaovanafanadihadiana, nangatakanytsyhotononinaanarana, nohoizytsynahazoalalanaavytamin’nylehibenyhiteny, fa antonylehibemampirisikanyjiolahy haka azyirenynyfanelezan’olonatsaho fa misy “Herymiafina”mampiavakaazyireonyvarira. Resylahatranymalasosynyolon-dratsy fa sadymanomeherijikasyvintananyfampiasanaazy no miaroazyireoamin’nyzandraynanympitandrofilaminanahafa. “Heverin-dry zalahy fa tsy ho tratranatsy ho hitanayangambaizymanao io asaratsiny io. Ny tenamahatsiravina, izyireomahasahymanaosoronazazanazatovotsymanan-tsiny.”, hoy izynamarananyresaka. Ankoatraizay, misynyfeomielyetsysyeroa, milaza fa misyvatosoanymason’nyolona bobo. Vetivetydianielymanerananytapanyatsimon’ny Nosy nyfakana an-keriny, famonoanaaryfangalananymason’ireozazavarira. Nahitanatrangamaromaronytaoamin’nyfaritraAtsimoAndrefana, Menabe, Anosy, Androy, Ihorombe, AtsimoAtsinanana, hatratyVatovavy, Fitovinany, MatsiatraAmbony, aryAmoron’i Mania.
Ankoatranyresa-pinona
Nandritranyfanadihadiananataotaoanatin’nytelovolana, mialohanynamoahananylahatsoratra,mbolatsymisynyvaovaoofisialyamin’nytenaanton’izaotrangam-piarahamoninaizao. Na ireolehiben’nympitandrofilaminanaazasamymiononaamin’nyhonohonosynyvaovaomiparitakaamin’nytambajotran-tseraseraarynyenyamin’nytranonkalam-pifandraisana.
RaharahaIkongo
Saropady! Tsymisyvazivazynymikasikanyresakavariraamin’nyfaritrasasany, toynyaoFitovinany. Raha somarymihafihafyny any amin’nyfaritrasasany, niaraha-nahitanyzava-nisymombany“ RaharahaIkongo”,nipoakany 29 aogositra 2022. Olona 23 nyvoalaza fa maty tamin’nytatitraofisialy, 46 nyolonanaratra. Tranganisehotaorian’nyfikasan’nymponinatany an-toeranahiditra an-kerinytaoanatin’nytoeram-piasan’nyzandarimariam-pirenena, nitazonanaolonaefatra, voalaza fa naka an-kerinysynamonozazavarira. Nandritranyhetsikynymponina, nisynytifitranataon’nympitandrofilaminana. Efasamynilazanyhevinyrahateonyandaninysynyankilany, saingymbolatsymilaminanyraharahamandrakaizao. Nisynyantsoavonataon’nysolombavambahoaka,Razafindratsaofa Jean Brunelle, amin’nyhanokafanafanadihadianaara-parlemantera, mandritranyfivoriambeara-potoanan’nyAntenimierampirenenaizao. Nivalynyfangatahany, lanytenyTsimbazazanyfametrahanaizany,ny 15 novambra 2022.
Nisytrangafakana an-keriny sy famonoana varira miisa 44 nandritra ny 2021-2022
Androvitsytaorian’nytranganisehotanyIkongo, nihazakazakanyhetsikamanokananataon’nympitandrofilaminanamanerananylafivalon’ny Nosy. Nataonypaikadyisan-karazany, ankoatranyfikarohananynahavanon-doza, saikanampiakarina an-dakazerynyzazavarirananyfianakaviany, mbahahamoranyfiarovana. Vahalonatanatyhamehanaanefaireny fa tsynisymaharitra. Iaraha-mahalalarahateo fa tsyhananany ho enti-manana amin’izanynanypolisynanyzandary. Ny fitaovana ho entin’izyireomiasaasatsyampy, sytsyzarizary.
Tsyniandryela, nandefairakamanokanatatyMadagasikaraihanykoaryzareoavyaoamin’nyFirenenaMikambana. Nisynyfidinanaifotony nation-dramatoaMuluki-Anne Miti-Drummond, izayanisan’nymanam-pahaizanamanokanamombany bobo arymiady ho an’nyzon’ireovarira. Ny 20 hatramin’ny 30 septembra no nanombokanyasatetoMadagasikaraitymanampahaizanaity. Nisynyfihaonanateoaminysynympitondrafanjakana Malagasy teto an-drenivohitra, sytanyAnosy, arynytaoAndroy.
Nisongadinatamin’nydianytetoMadagasikaranyantontan’izaizaynavoakany, milaza fa 33 nytrangavoarakitratanyamin’nyzandary, raha 11 nyteoanivon’nypolism-pirenenarahahiresakamombaizayherisetratamin’nyvariraizao. “ Tsyvoatery ho marina io antontan’isa io satriabetsakanytrangatsytongaenyamin’nympitandrofilaminana, nohonytrangamiseho any ambanivohitra, lavitraandrianarehetra any. Misytananamitoka-moninasytsymisylalanaivezivezena. “, hoy namintinanydianytetoMadagasikara. Hisynytatitraofisialyataony, mikasikanyzon’olombelona syn y zon’ireoVariranytaona 2023. FitsidihanateknikaitynataonyteoMadagasikaraity.
Ramiandrisoa Soja Fulgence: « 90 % amin’ny namanay no miaina anaty fahantrana”
Gazety Taratra (*): Azonao azavaina aminay tsotsotra ve hoe ahoana izany Varira izany?
Ramiandrisoa Soja Fulgence (-): Ny olona bobo na Varira dia olona manana fahasembanana ara-batana noho ny tsy fahampian’ny “ melanine” ao aminy. Tsy mahazaka tara-masoandro sy ny hazavana izy amin’ny ankapobeny. Manana olana momba ny hoditra sy ny maso. Olona mila fitandremana izany rehefa mivoaka ny trano. Tsy aretina akory, tsy atahorana amin’ny fifaneraserana amin’ny mpiara-belona . Miaina toy ny olon-drehetra izahay.
*Inona no olona tena sedrainareo ?
– Amin’ny ankapobeny, ny fanilikilihana sy fanaovana tsindry hazo lena no tena mafy. Mbola maro ny mpiray tanàna no manilika anay. Mitady ny fomba rehetra hanilihana sy hanomezana alahelo. Anisan’ny tena sedra mafy tsy maintsy resena ny eny anivon’ny tontolon’ny asa. Ataon’ny olona ankilabao izahay, na dia mahafeno ny fepetra sy ny fahaiza-manao aza.
* Manam-bahaolana amin’izany ve ianareo sa ahoana no hiatrehanareo izany?
– Raha tsiahiviko, efa tao anatin’ny telo taona no nisy fakana an-keriny olona Varira eto Madagasikara. Mialoha izany, efa afobe iainana isan’andro ny fanilihana. Mba ahafahanay miady ny zonay sy manampy ny namana dia natsangana ny volana mey ny fikambanana “Albinos Madagascar”. Hafa ny miady miaraka sy manao ady sisika rehefa misy ny rafitra. Mahatratra 400 ny mpikambana voaisa manerana an’i Madagasikara, amin’izao fotoana izao. Mbola hiampy anefa io satria anatin’ny fidinana ifotony izahay, miaraka amin’ny mpiara-miombon’antoka. Misy ny iraka ataonay any atsimo amin’izao fotoana izao, maharitra 20 andro intelo izany. Hanaovana ny fanadihadiana rehetra amin’ny zava-misy sy ny ezaka ary ny vahaolana tokony horaisina. Miainga avy amin’izay no hamolavolana ny politika hitondrana ny asa rehetra.
*Mety hiompana amin’ny lafiny inona na sehatra manao ahoana izay tetikasa izay?
– Araka ny lamina napetraka tany am-piandohana, dia misy teboka vitsivitsy ireto, anisan’ny ho vaindoahan-draharaha: Fanentanana ny mpiara-monina mba hanaiky sy handray ny olona Varira ho tahaka azy ihany. Hanaganan ivontoerana hampiofana arakasa ny olona bobo, ary eo moa ny fanampiana an’ireo tena marefo amin’ny fividianana ny fiarovana amin’ny tara-masoandro sy ny solomaso hoenti-miaro amin’ny hazavana. Tsiahivina fa 90 % ny olona Varira no mahantra sy manana fahasahirana. Manoloana izany anatin’ny mitady mpiara-miombon’antoka izahay.
Ankoatra izao, mitady ny fomba rehetra izahay hampihenana ny tahan’ny herisetra.
Manao antso avo amin’ny mpampiasa i Sandra
Tovovavy 27 taona i Anjaranandrasana Andofaniry Isabelle Sandra. Manana ny mari-pahaizana Maitrise amin’ny fitantanam-bola, azony tao amin’ny oniversiten’i Fianarantsoa izy, ny taona 2018. Mbola mpitovo izy, mpitahiry volan’ny fikambanana Albinos Madagascar. Anisan’ny olona varira tsy mba nametraka olana momba ny toe-batany teo amin’ny fiainana sy ny fifandraisana tamin’ny fiarahamonina. Nanana fomba fijery miabo hatrany izy tamin’ny fiainana ka izay no anisan’ny lakilen’ny fahombiazana tamin’ny fianarana izany. Anisan’ny sangany hatrany izy teo amin’ny fianarana nolalovany, satria dia afaka fanadinana amin’ny fiodinana voalohany foana izy. Olana goavana sedrainy ankehitriny anefa, voailika foana izy isaky ny asa rehetra mba handefasany antontan-taratasy fangatahana. Mahita ny fahaizany ny olona dia mampiantso amin’ny fanadinana am-bavany, saingy vao mahita ny endriny sy ny toe-batany anefa ny mpampiasa dia voatosi-bohontanana avy hatrany. Anisan’ny mba nahafahany nanao fizarana asa tamin’ny banky ny fahafantaran’ny rainy ny tomponandraikitra tao. Indrokely anefa, na nahafeno fepetra sy nahafapo ny mpanjifa ny asa nataony tsy voatazona izy. “Tsy manome tsiny ny mapiasa aho fa teo no nahatsapako voalohany tamin’ny fiainana fa hay olona manana fahasembanana aho”, izy mitantara miaraka amin’ny fomba fijery ambony sy mihomehy malefaka. Manao antso avo amin’ny mpampiasa izy mba tsy hanilikilika ny olona manana fahasembanana fa handrefy azy ireo amin’ny fahaiza-manao sy ny vokatra.
Tsy ampy ny lalàna miaro ny varira
Olana goavana ho an’ny olona bobo na ny varira ny tsy fisian’ny lalàna miaro azy ireo. Mirongatra sy manao izay danin’ny kibony, mihevitra azy ireo ho toy ny tsimatimanota ny mpanao ratsy. Zara raha misy ny sazy ho an’ny mpaka an-keriny olona varira. Sazy mihantona na farafahabetsany sazy mihatra 15 volana. Heloka bevava anefa, miampy fanomanana mialoha ny fakana an-keriny miaro vono olona. Nandritra ny fitsidihan-dRtoa Muluki-Anne Miti Drummond teto Madagasikara, ny volana septambra anefa dia nilaza ireo tomponadraikitry ny fitsarana eto Madagasikara, izay niara-nidinika taminy teny Faravohitra fa sady ampy hiarovana ny varira no hamaizana ny mpaka an-keriny ny lalàna misy eto. Tsiahivina fa nanao dinikasa maro, toy ny teny amin’ny minisiteran’ny Fitsarana, ny minisiteran’ny Fiarovana, ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandariamariam-pirenena, ny fikambanana tsy miankina, ny firaisamonim-pirenena teto an-drenivohitra ity iraka sady manampahaizana manokana ny zon’ny varira ity. Nisy ny tatitra savaranonando nataony ho karazana fanairana sy fanentanana amin’ny fijerena ny lafiny teknika. Mbola hitohy hatrany amin’ny taona 2023 ny asa, taorian’ny fidinana ifotony.
Raha ny eny ifotony, efa miezaka ny tomponandraikitra amin’ny fampidirana ny varira sy ny fianakaviany any anaty fiarahamonina. Any amin’ny faritra Anosy, misy ny politika manokana amin’ny fampidirana an-tsekoly ny ankizy. Mifanome tanana ny governora, lehiben’ny fari-piadidiam-pampianarana, ny depiote, ny fikambanana tsotra mitondra ny anjara birikiny. Beazina dieny mbola zaza sy tanora ny olona bobo mba hatoky tena. Entanina torak’izany koa ny sarambabem-bahoaka mba handray amin-kitsipo azy ireny.
Kendrena manokana ny sekoly, izay taninketsa mamolavola ny mahaolona. Tanjona ny mba hananan’izy ireo iainana amim-pilaminana ary ho mpiantsehatra feno amin’ny fampandrosoana miainga avy any ifotony.
Fanadihadiana: Riana Raymonde Randrianarisoa
“Nahafahana nanatontosa ny fanadihadiana ny vatsim-pianarana nomen’ny Howard G. Buffett Fund for Women Journalists, tetikasan’ny International Women’s Media Foundation”