Teo am-panatontosanairakaniarakatamin’nympiara-miasaaminy, nitifi-tenatamin’nyfitaovam-piadianatenyaminyny GPC2 iraytaoamin’nytanànairayanatin’ny Belo Tsiribihina, afakomaly.
Nitifi-tenanifanandrifynyfony, namoynyainyvokatrynyfahaverezan-dra be loatranyzandary GPC2 AndriambololoneraSolofoniaina Ronaldo taoamin’nytanànan’Andranomiely, kaomininaAmbiky, distrikan’i Belo Tsiribihina,afakomaly. Avyamin’nyFIGN/Escamixtenanaofampandrian-tanytaoamin’nyfaritraMenabeniarakatamin’nympirayvondronataminyizy. Tao anatytanymangahazoniarakatamin’nyfitaovam-piadiana AKM ityzandaryity. Tsynisynanampo, notifirinytamin’iobasytenyaminy io ihanynytenany. Nifanitsymivantanatamin’nyfonyanefaizany ka tsynisy azo nialananenina. Marihina fa nanatonanympitsabompanampy am-perinasanohonyolanymanokanaityzandaryity,ny 20 novambra. Nahazofitsaboanasahazaazyizynandritraizany.
Tsynisynananaolana
Androvitsytalohan’nynanombohan’nyfidinanaifotonynataon’ireozandaryhamitairakamanokanatao Belo Tsiribihina, nanontanynylehiben’nyComGNraha toa ka misy manana olanamanokana. Tsynisynanangan-tananaanefairetozandaryvoatondrohamitairakaireto. Kinanjo, hatairananyan’ireozandarytaoanatin’ny“Zone 2”notarihin’nyLietnàKlyFanevarison fa nitifi-tenatampokany GPC2 Andriambololoneraandrovitsytaorian’izay. Entinahihazoan’iMiandrivazonyvatanamangatsiakan-dRatompokolahy. Nirosotamin’nyfanadihadianamifandraikaamin’izaofamonoan-tenaizaonympitandrofilaminanaao an-toerana.
TsiferanaRandriatiana