Fihariana iray mampitombo ny vola miditra sy harinkarem-pirenena ny famokarana rononon’omby. I Madagasikara anefa tsy mamokatra afa-tsy 50 tapitrisa litatra isan-taona, nefa ilaina ho an’ny fanjifana manontolo, tombanana ho 14 tapitrisa litatra. Tsy ampy ny vokatra rononon’omby eto Madagasikara. 50 tapitrisa L isan-taona raha tokony ho 140 tapitrisa litatra isan-taona […]
Auteur/autrice : Adnews
Antsiraraky, Belo : zandary iray ahina ho nitifitra nahafaty mpianaka
Nisehoana tranga mampiahiahy tany Belo, ny herinandro lasa teo, ka mampitaraina ny mponina any an-toerana amin’izao fotoana izao. Niseho tao amin’ny tanànan’ Antsiraraky izany. Voalaza fa mpianaka, 65 taona sy 35 taona no ahina ho notifirina zandary iray, tao amin’ny borigadin’Antsoha, any amin’ny Poste Avancé an’ny zandary. Nangatahan’io zandary io […]
Baomiavotse Raharinirina: hanohy ny fanompoana ny taninjanaka
Amin’ny maha olom-pirenena miavotra sy mivoy hatrany ny fivoarana lovain-jafy, nandefa hafatra tamin’ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy Rtoa Baomiavotse Vahinala Raharinirina. Izy moa dia efa minisitry ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovain-jafy. Ary farany teo izy dia talen’ny Fiadidian’ ny Repoblika. Nametra-pialana tamin’ny fomba mihaja tamin’io toerana io […]
Mbola lavitry ny afo…ny kitay
Naresaka ery ny tanàna omaly ! Nahoraka ny fanamarihana sy fahatsiarovana ny 8 marsa. Nifanindran-dalana tamin’izany, nitohy sy mbola feno olona, niteraka fitohanana ny tsenan’Alarobia eny Andravoahangy. Ny omaly tsy miova ny fiainana andavanandro. Tsy mahagaga rahateo izany, maro ny vehivavy nafarana avy any amin’ny faritra, nentina niara-nifety tetsy amin’ ny […]
Filoha Rajoelina Andry : “Mila mandray andraikitra sy tohanana ny vehivavy”
Anisan’ny nasongadin’ny filoha Rajoelina Andry, tamin’ny lahateniny, tetsy Mahamasisna, omaly tamin’ny fanamarihana manetriketrika ny 8 marsa, ny fanomezana hasina sy andraikitra ny vehivavy. Nisy ny toromarika nomeny tamin’izany. Nambaran’ny filoha tamin’izany fa miharitra ny mafy ny vehivavy. Manasitrana rehefa marary, nitaiza sy nanabe, nitantana… Nisaorany manokana izy ireo amin’ny anaran’ny […]




