Auteur/autrice : Adnews

« Ivony », etsy amin’ny Coliseum: Miatrika fanamby goavana ry AmbondronA

Rahampitso ilay andro lehibe ho an’ny tarika AmbondronA sy ny mpankafy azy. Tsy ny famenoana ny Coliseum intsony ny fanambin’ny tarika, fa hametraka seho ho tantara. Herinandro mialoha no nanomboka ny fanomanana ny sehatra. Tsy mbola fahita hatrizay nisian’ny seho tao amin’ny Coliseum Antsonjombe no homanin’ny tarika AmbondronA. «Ivony no nataonay […]

BNGRC: Mifanakalo traikefa any La Réunion

Nandray anjara tamin’ny fihaonan’ireo tomponandraikitra ambony misahana ny fitantanana ny tandindon-doza sy ny loza eto amin’ny faridranomasimbe Indiana ny delegasionina avy amin’ny BNGRC. Hetsika nokarakarain’ny COI, niaraka amin’ny etamazaoron’ny ranomasimbe Indiana frantsay misahana ny vonjy voina. Niompana tamin’ny fifanakalozana momba ireo rafitra nasionaly misahana ny fitantanana ny loza sy ny […]

Ho fiatrehana ny El nino: Miantso amin’ny fametrahana drafitrasa fiomanana ny Hina

Tranga ara-toetr’andro voajanahary mitsingerina isaky ny roa na fito na 10 taona eo ho eo ny El nino. Mi­hamafana ny ranomasina ka ny tambolon-drivotra dia miteraka haintany na tondradrano. Eto amintsika, ny haintany no isehoany kokoa, indrindra any atsimo izay efa tena iharan’ny haintany lavareny. Rehefa mihena ny orana, mihena […]