Toy ny isaky ny efa-taona, miavaka ny 2024. Taona “bissextile” no fiantso azy. 366 ny andro mandritra ny taona satria misy ny 29 febroary. 12 ny isan’ny andro tsy iasana ho an’ny taona 2024, araka ny alimanaka nivoaka. Tafiditra ao anatiny ny zoma 8 marsa hanamarihina ny Andro momba ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Rivodoza Alvaro : niditra an-tanety halina tao Morombe
Vao miandoha ny taona dia sedrain’ny rivodoza sahady ny tapany andrefan’ny Nosy. Rivodoza voalohany i Alvaro niforona ao amin’ny lakandranon’i Mozambika. Nitombo hery, lasa rivo-doza mahery voalohany ho an’ny taom-pahavaratra 2023-2024 i Alvaro, izay niforona ao amin’ny lakandranon’i Mozambika. Nahazo anarana izy ny faran’ny taona tamin’ny 4 ora. Omaly hariva […]
Tsy ho afa-bela ny Mpanolana : sady ho vosirina no hatao sesitany
Sady higadra mandra-pahafatiny ny mpanolana no hatao sesitany. “Mbola ho tsindromina fanafody simika ny filahiany tsy hamerin-keloka”, hoy ny filoha Rajoelina Andry. Mihanaka ny fanolanana mianjady amin’ny zaza amam-behivavy, nandritra ny taona 2023. Hatramin’ny omaly mbola misy ny tranga nampihorin-koditra tany Toamasina. Zaza vao roa taona dia efa novetavetaina. Manoloana […]
Voly vary: mihena ny vokatra manerana ny Nosy
Voly fototra eto Madagasikara ny voly vary ary mbola tsy ampy ny vokatra. 90 % amin’ny mpamboly, miasa amin’ny sehatry ny vary avokoa. Tombanana 4 000 000 t ny vokatra miakatra amin’ny velaran-tany 1 300 000 ha. Manan-danja amin’ny fambolena manerana ny Nosy ny vary. Mitazona anjara toerana lehibe koa amin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nampirisika ny rehetra mba hampifanaraka ny firariantsoa amin’ny asa atao ny filohan’ny FJKM, ny Dr Andriamahazosoa Irako Ammi. Nivoitra izany tamin’ny hafatra sy firariantsoa nataony, amin’izao taona vaovao izao. Mbola hofaritana amin’ny didim-panjakana ny toerana ho an’ireo mpanolotsaina, amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna, araka ny nambaran’ny Ceni. Tsy hahazo ny toerana […]