Auteur/autrice : Adnews

SOMBIM-BAOVAO

Tanterahina any Mahajanga, nanomboka omaly 11 desambra hatramin’ny 17 desambra, ny fifaninanana “Challenge de Baobab”, andiany faha-15. Ny ligin’i Boeny no mikarakara ity fifaninanana ity, miaraka amin’ny Federasiona malagasin’ny basikety. Hiditra amin’ny herinandro faharoa, amin’ny fanazaran-tena iraisam-pirenena, taranja Judo, any Japon, Rasoanaivo Laura, Malagasy mpikatroka. Traikefa maro no azony any […]

Kitra – Cosafa Scolaire: iray vondrona amin’i Afrika Atsimo i Madagascar

Hanomboka rahampitso alakamisy ao Harare, renivohitr’i Zimbabwe ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, ho an’ny ankizy mpianatra «Cosafa U15», lahy sy vavy. Fifani­nanana ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika. Ao amin’ny vondrona «B» i Madagasikara miaraka amin’i Afrika Atsimo, Zambie, Angola ary i Namibie. Azo […]

Ramaherison M. Tafitasoa : efa tompondakan’ny “Ile de France”, Judo

Judokas malagasy, mila ravinahitra any Frantsa, Ramaherison Misetra Tafitasoa, vao 11 taona monja. Ao amin’ny Judo Club d’Asnières no misy azy ary mianatra amin’ny kolejy manokana momba ny Judo ao Levallois. Nanomboka nanao Judo i Misetra tamin’ny faha-4 taonany ary efa nisalotra medaly maro. Anisan’ny goavana indrindra ny nahazoany ny […]

« Grand Tournoi Antananarivo » : hifandona ny Elgeco sy ny CFFA

Vita tanteraka izay ny fifanintsanana isam-bondrona ny “Grand Tournoi Antananarivo” izay natao teny Ambohidratrimo. Hiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana indray izao. Hotontosaina eny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, manomboka ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao, ny ampahefa-dalan’ny «Grand Tournoi Antananarivo (GTA)», taranja baolina kitra. Araka ny valin’ny antsapaka omaly, teny […]

INDRAY MIJERY

Mitohy ny fandaminana ny fizarana fisotroandronono manaraka ny tetiandro napetraky ny tahirimbolam-panjakana. Anjaran’ireo manana laharana miafara amin’ny A, B, C, D, E no misitraka izany anio, eny amin’ny TME, TP, TPIC ary PP eto Analamanga. Ho an’ireo mitondra « procuration » sy izay taraiky kosa ny andro rahampitso. Fotoanan’ny voankazo izao. Tsara […]