Auteur/autrice : Adnews

Atleta sy ny fiainany andavanandro: mitantara ny fanaony Razanamandroso Florentine sy i Mbolalaina 

Tapitra tanteraka izay ny lalaon’ny Nosy 2023, miverina miatrika tontolo andro vaovao indray ny atleta malagasy. Milaza ny zavatra ataon’izy ireo i Florentine sy i Mbola Lalaina Jean Aimé. Nifarana ny 3 septambra lasa teo ny lalaon’ny Nosy JIOI 2023, izay notanterahina teto amintsika. Manomboka miverina amin’ny fiainana andavanandro avokoa […]

Vaovao tambatra

Manomboka androany, etsy anoloan’ny  Lapan’ny tanàna Analakely ny hetsika Anjara hetrako. Toy ny mitovy tany amin’ny faritra, tsy miova ny taratasy ilaina rehetra. Mila manana dika mitovy amin’ny karapanondrom-pirenena, fanamarinam-ponenana ary vola 16 000Ar ny tsirairay. Vita eo no ho eo ihany ny karatry ny mpandoa hetra. Mihoatra ny 60 […]

Manam-bola e !

« Tsy mahantra ny Malagasy !», fehezanteny iray nanaovana eson-teny tamin’izany fotoana. Nihomehezana ilay filohan’ny Repoblika, nolazaina fa miteniteny foana. Toa manana ny marina izy raha  mijery ireto olona 28, nametraka taratasy firotsahan-kofidiana eny amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana, ireto. Mitentina 5 600 000 000 Ar na dimy miliara sy enin-jato tapitrisa Ar ny […]

Harena an-dranomasin’i Madagasikara: mitentina hatrany amin’ny 300 tapitrisa dolara.

Anisan’ny miantoka ny fampandrosoana ny firenena ny fahaiza-mitantana sy mandrindra ny harena an-dranomasina, mamaly ny filan’ny mponina mipetraka amorontsiraka. Toekarena manga miantoka ny fandrosoana maharitra ny velaran-dranomasina midadasika. Tombony ho an’ny firenena malagasy ny fananany velaran-dranomasina midadasika. Harena azo trandrahina ho an’ny fampandrosoana ny toekaren’i Madagasikara izany. Tombanana ho 300 […]

Tontolo iainana: velaran-tany 62ha hambolena zanakazo 45 000

Hiara-hiasa ny BNI Madagascar sy ny tahirim-bola tsy miankina malagasy natokana ho an’ny fikolokoloana ny zava-mananaina eto Madagasikara (FAPBM) amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny ala ao  amin’ny faritra arovana ao Maromizaha, faritra Alaotra Mangoro, toerana izay tantanin’ny Vondron’asa sy fikarohana momba ny varika (GERP Madagascar). Nifanao sonia momba ny taratasy […]