Voaefa manontolo ny 70%, volan’ireo trano fandraisam-bahiny mampiantrano ny delegasiona sy ny mpandray anjara amin’ny lalaon’ny Nosy. Miandry ny fotoana handoavana sy handraisana izany kosa ireo 30% hafa. Manome aina ny sehatry ny toekarena malagasy, indrindra mampidi-bola ho an’ny trano fandraisam-bahiny sy ny fizahantany ny fandraisana ny lalaon’ny Nosy eto […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Niara-nidinika ny fandrosoan’ny asa voarakitra ao anatin’ny paikadim-pirenena amin’ny ady atao amin’ ny fampanambadiana ankizy eto Madagasikara ny delegasionin’ny firaisambe Afrikanina sy ireo mpiantsehatra amin’ny fiarovana ny ankizy. Tanjona ny hanamafy orina ny fanatanterahana ny asa voafaritra ao anatin’ny paikady. Manaraka fihofanana momba ny ady amin’ny herisetra sy fandraisana an-tanana […]
Sakafo an-tsekoly: nanolotra tohana ara-tsakafo ny Rosianina
Tontosa omaly, teny amin’ ny masoivohon’i Rosia, teny Ivandry, ny lanonana nanamarihina ny fanolorana fanampiana ho an’ny governemanta malagasy. Ny eny anivon’ny sekoly no tena hisitraka izao fanampiana izao. Niarahan’ny firenena Rosianina tamin’ny Programe alimentaire mondial (Pam) ny fanolorana izany. Ny tale jeneraly eo anivon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena no nandray izany […]
Fitaizam-batana: mahasarika ny mpanjifa ny vokatra natoraly
Hiara-hiasa ny Akademia nasionalin’ny fanatanjahantena (ANS) Ampefiloha sy ny Vondrona JCR misehatra amin’ny fitsaboana sy fiarovana avy amin’ny zavamaniry eto Madagasikara mitondra ny anarana Vaniala. Nosafidiana manokana ny ANS satria toerana ahitana ivontoerana fitaizam-batana sy fanaovana fanatanjahantena ary fanabeazana tanora maro, hoy ny tale jeneraly lefitra ao amin’ny vondrona JCR, […]
Sekoly tsy miankina : tsy mahatratra 50% ny nahavita fisoratana anarana
Sanganehana ireo talen-tsekoly manoloana ny isan’ny ray aman-dreny nanoratra ny zanany hiditra an-tsekoly ho an’ny taom-pianarana vaovao. Mihamihena isan-taona ireo mahafeno fepetra nefa ny hofan-trano sy ny karaman’ny mpampianatra tsy maintsy efaina. Roa andro mialohan’ny fotoam-pidirana amin’ ny taom-pianarana vaovao 2023-2024, mbola vitsy ny ray aman-dreny nahavita ny fisoratana anarana […]