Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

Skual, D’yem. Nodimandry teo amin’ny faha-32 taonany Rakotonirina Mamy Lalaina Thierry na Skual, ao amin’ny tarika D’yem. Ankoatra ny fihirany tao amin’ny tarika D’yem, nanao hiram-piderana ihany koa izy. Ny zoma izao no hiala eny an-tranony, eny Namontana ny razana, ary hoentina any Ambositra. Ny sabotsy kosa no handevenana azy […]

Fanentana lanonana – Kabary: 10 taona nampianarana i Rado Havozo

Mpampianatra kabary eo anivon’ny Havozomanitra Mi­kabary i Rado Havozo. Mandia ny faha-10 taona ny nanatontosany izany. Homarihina amin’ny alalan’ny hetsika samihafa io vanim-potoana io, ny 3 septambra izao, eny amin’ny sehatra maitson’Ambohima­hi­tsy. Manomboka amin’ny 1 ora, hiaka-tsehatra ny tarika Diary. Amin’ny 2 ora latsaka fahefany, fanombohan’ny la­nonana hafanain’ny tarika Ga­sikara […]

Seho any ivelany: « Indray mandeha liana ny Malagasy », hoy i Benja R.

19 taona nonenana any ivelany i Benja Randrianary. Mpihira sady tomponandraikitry ny tarika Ny Mino. Milaza ny fahitany ireo tarika mivahiny any an-toerana sy ny Malagasy mandray izany. Gazety Taratra (*): Amin’ny maha olon-tsotra anao, nanao ahoana ny nandiavana ny 20 taona latsaka kely nonenana taty ivelany ? Benja Randrianary (-): […]

FANTINA sy FINTINA

Nampahafantatra ny haha kandidà ho filoham-pirenena azy Randrianasoloniaiko, tany Toli­ara, omaly. Nambarany fa ilaina firaisan-kina izany ka hatambatra ny hery. Antony ny fahatsapany fa mendrika fiainana tsara ny vahoaka. Manana adidy amin’ny ho avy ny tenany. Efa nahazo tsodrano tamin’ireo olobe ara-panahy sy ara-drazana koa izy. “Tsy hanao valifaty ary […]

Otrikafo momba ny fifidianana : “Anisan’ny tomponandraikitra ny FFKM raha misy krizy”

“Milaza izahay fa anisan’ ny tomponandraikitra koa ny mpitondra fiangonana, raha mampirisika ny olompirenena handeha amin’ny fifidianana hita fa tsy hampilamina”, hoy ny filoha nasionalin’ny Otri­kafo, Rabevahiny Elia, mom­ba ny fampihaonan’ny FFKM. Nisy telo loha nambaran’ny filohan’ny FFKM, teny Man­dria­mena: mpaminany ny fiangonana, mpandrava ary mpanangana. Teo no ho eo […]