Auteur/autrice : Adnews

Fandraharahana: hanome tohana 450 000 dolara ny BAD

Ho mafy orina ny fiaraha-miasa eo amin’ny samy mpandraharaha, amin’ny alalan’ny fandaharanasa “Business Linkage Program (BLP)” eto Madagasikara. Io ny tanjon’ny Banque Africaine de développement (BAD) sy ny BNI Madagascar. Mifototra amin’ny tosika sy  fifandraisan’ny PME ary ny orinasa vaventy ny tetikasa. Araka izany, manome tohana mitentina 450 000dolara ho […]

Taratry ny kanto

Hanomboka ny 9 septambra izao any Soisa ny « AmbondronA Europe Tour 2023 ». Ny 16 septambra any Alemainina. Hitohy any Toulouse, ny 23 septambra. Ny 30 septambra ho ao amin’ny Renivohitr’i Frantsa indray ny tarika AmbondronA. Ny 7 oktobra, hanatanteraka seho any Marseille. Rahampitso amin’ny 12 ora atoandro, eny amin’ny Kianja […]

Miditra ny mpianatra: mila hamboarina ifotony ny tontolon’ny fampianarana

Raha jerena amin’ny tantara voarakitra ao anaty taratasy, efa mahaleo tena i Madagasikara. Na izany aza, nandalo fanjanahantany. Mbola misy farasisa navelan’io vanim-potoana io ankehitriny ny tontolon’ny fampianarana. Tapitra ny fotoam-pialantsasatra. Miditra any an-tsekoly amin’izay ny mpianatra. Mandeha mianatra. Mianatra inona ? Mianatra ireo taranja voafehin’ny fandaharam-pianarana. Lesoka goavana be iray […]

Vakoka sy kolontsaina: haikanto malagasy nahavita nitety vanim-potoana ny hiragasy

Fampisehoana hatrehin’ny vahoaka, mitovitovy amin’ny teatra atao an-kira, ahitana anatra sy torohevitra ary fampihavanana, ny hiragasy. Ankoatra izay, fitambaran’ny feon-javamaneno sy hira ary dihy mampiavaka ny faritra afovoantany eto Madagasikara, indrindra ny Merina, izy. Nanodidina ny taonjato faha-19  tany. Mpihiran’Andriana no nipoiran’ny hiragasy, teto afovoantany, tamin’ny andron’Andrianampoinimerina. Ny fihaonana sy […]