Auteur/autrice : Adnews

1 hetsy Ar ny iray grama… : vehivavy iray tratra teo am-pivarotana rôrô

Voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina (Stup) teny Antoho­madinika Atsimo IVO, afakomaly atoandro, ny vehivavy iray malaza ratsy amin’ny fivarotana zava-mahadomelina mahery vaika. Efa tsikaritry ny polisy miasa ao amin’ity sampana ity ny fisian’izy io. Nidina teny an-toerana avy hatrany ny polisy nanao ny fanaraha-maso ka voamarina […]