Hotanterahina ny zoma izao any Sharm el Sheikh, Egypta, ny fivorian’ny Banky Afrikanina momba ny fampandrosoana (Bad). Anisan’ny hiatrika izany any an-toerana ny filoha Rajoelina Andry. Mandritra izany fihaonana izany no hanolorana azy ny amboaran’ny mpanorina lehibe aty Afrika «Lauréat du super prix grand bâtisseur», amin’ny alalan’ny «Trophée Babacar Ndiaye […]
Auteur/autrice : Adnews
Tomponandraikitra… tompon’antoka voalohany
Tsy fandriampahalemana, fidangan’ny vidim-piainana, fihanaky ny zava-mahadomelina, fanaovana kolikoly, ady tany, fisolokiana, fanambakana… Inona koa? Miseholany etsy sy eroa ny karazana fahalovana eny anivon’ny tokantrano, fiarahamonina, faritra… Tsia, tsy hoe ny lafiratsin-javatra ihany no ndeha hovisavisaina sy hotanisaisaina, hojerena sy hasongadina. Eo indrindra koa ny lafintsaran-javatra, be lavitra no ho […]
Fipoahana herinaratra : Citerne mpitondra solika nirehitra
Lasa lavenona tao anatin’ny ora maromaro, ireo kamiaobe kila hotohoton’ny afo, tao amina garazy iray, ao amin’ny fokontany Antanimalandy, Mahajanga II, omaly atoandro… Afobe! Nitrangana fahamaizana mahatsiravina tao amina garazy ana mpandraharaha iray mpitantana tobin-tsolika ao Mahajanga, omaly tamin’ny 12 ora sy 48 mn. Nahazo loharanom-baovao ny eo anivon’ny fari-piadidian’ny […]
Habibiana… : naolan-drainy ny zanany vavy
Naiditra am-ponja vonjimaika rehefa avy natolotra ny fampanoavana ilay raim-pianakaviana nahavanon-doza nanao fihetsika feno habibiana tamin-janany, tao Vakinankaratra. Ny alakamisy teo, tonga nametraka fitarainana tao amin’ny polisy misahana ny ankizy sy ny vehivavy ao amin’ny talem-paritry ny Filaminana anatiny ao Vakinankaratra ny ramatoa iray fa hoe nisy nanolana ny zanany […]
Antohomadinika : jiolahy nitondra antsy lava lavon’ny polisy
Nifanehatra tamin’ny mpitandro filaminana nanao fisafoana, maty voatifitra ny jiolahy raindahiny iray tetsy Antohomadinika, omaly. Nitondra antsy lava, miandry ireo mpandalo maraina ity jiolahy lavon’ny mpitandro filaminana tetsy Ankazomanga, omaly vao mangiran-dratsy ity. Miandry ireo mpiantsena maraina sy ireo mpiasa miainga mbola maizimaizina, nifanehatra tampoka tamin’ny polisy ity jiolahy ity. […]