Nifarana omaly, ny adina ara-panatanjahantena, naharitra dimy andro, natao teny amin’ny kianjan’Andralanitra- Akamasoa, ho an’ny Cisco Avaradrano. 8279 ny isan’ny mpiadina nanatrika raha 8808 no hiatrika ny BEPC amin’ity taona ity, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny Cisco Avaradrano, Ratsimandresy Aina Nambinintsoa, omaly. 1 600 isan’andro ny mpiadina nandray anjara raha 37 […]
Auteur/autrice : Adnews
Fividianana fanjaitra sy SSI: nisy farmasia nitaky “ordonnance”
Taitra ireo renim-pianakaviana nividy fanjaitra fanindronana sy sérum SSI fanadiovana oron’ny zaza teny amin’ny farmasia eto Antananarivo, omaly, fa nitaky taratasy mazava avy any amin’ny mpitsabo manambara ny filana ireo fitaovana ireo ny mpivaro-panafody. Voatery niverina tany amin’ny mpitsabo mihitsy nanazava sy naka ilay taratasy izy ireo ka niteraka fahasorenana. […]
Olona diabetika : aretin’ny fo sy ny lalandra no mahafaty ny 60%
Nitondra fanazavana ny Dr Raherison Rija Eric, endocrinologue, interniste, eo anivon’ny hopitaly Befelatanana (CHUJRB), mikasika ny karazana diabeta mateti-pitranga izay mahavoa ny ankamaroan’ny olona amin’izao fotoana. Nasongadiny tamin’izany fa ny aretin’ny fo sy ny lalandra no mitarika ny 60%-n’ny fahafatesan’ireo olona diabetika. Vokatry ny fiakaran’ny tahan’ny siramamy maharitra ao amin’ny […]
Mijaly am-panambadiana: 4 taona niaretana herisetra, daroka i Roger sy Maharitra
Tranga matetika, ny vehivavy no tena iharan’ny herisetra amin’ny endriny samihafa eto amintsika. Noho ny fanentanana marobe nataon’ny ONG tao anatin’ny taona maromaro, efa miandahy miambavy ny famakiana bantsilana ny zava-misy. Rehefa tena feno ny kapoaka, tonga eny amin’ny ivontoerana eny Mahamasina ireo lehilahy niaritra an-taonany herisetra ao anaty tokantrano. […]
« Amboaran-kira ho an’i Neny » : hiray sehatra indray i Njakatiana sy i Bodo
Tsy voalohany ny fiarahana ho an’i Njakatiana sy i Bodo. Maro ireo mpankafy ireo fampiaraham-peo iarahan’ireto kalaza ireto, toa ny anatin’ny “Toera-mamy”, “Ry foko”, “Resinao”, sns. Hira nampahafantarana ny fiarahana an-tsehatra, toa ilay seho “Mifampitantana”, izy ireny… Fantatra izao fa hisy tohiny izany, mandritra ny seho “Amboaran-kira ho an’i Neny”. […]