Auteur/autrice : Adnews

Antoko Malagasy miara-miainga: “Avoahy koa ny datim-pifidianana ben’ny Tanàna”

Niarahaba ny Ceni tamin’ny namoahana ny tetiandrom-pifidianana filoham-pirenena ny eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga, omaly. Nambaran’izy ireo fa dingana iray lehibe ahafahana miroso any amin’ny fikarakarana ny fifidianana ho antoky ny fitoniana sy fanamafisana ny demo­krasia izany. Nahitsy anefa ny MMM. “Tsy mbola feno ny tetiandro. Tokony hatao amin’ity taona […]

Vovonana Miaradia Diaspora : “Hizara traikefa sy hanampy ny traboina izahay”

Noraisin’ny filohan’ny An­tenimierandoholona, Razafima­hefa Herimanana, tetsy Anosy ny Vovonana miaradia “Mia­raka amin’i Andry Rajoelina – Diaspora”, afakomaly. Name­labelatra ny foto-keviny sy ny tanjony ary ny hanampiana ny firenena sy ny vahoaka ny birao, ny Dr Rakotoniaina Zo. Nam­barany fa eo am-pandinihana ny fanampiana ho an’ny mpiray tanindrazana traboina izy ireo. […]

Kitra OPL : lalao efatra ihany no atao

Araka ny vaovao hita omaly tao anaty tambajotran-tseraseran’ny fifaninanam-pi­renena “Orange Pro League” dia lalao efatra ihany no hatao androany sy rahampitso. Araka izany, handray lalao telo ny eto An­ta­na­na­rivo, lalao tokana any Toamasina. Raha ny vaovao voaray, noho ny fangatahana nataon’ireo mpilalao Barea mba hiala sasatra kely, no antony nanemorana […]