Miara-miombon’antoka ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (BAD) sy ny governemanta kanadianina hanokana tahiry ho fampiroboboana ny orinasa madinika hivelatra amin’ny sehatra fambolena sy fahaleovantena ara-tsakafo Nandritra ny fivoriambe momba ny sakafo tany Dakar, tsapa fa vonona ireo orinasa madinika sy salantsalany (PME) hameno ny banga hamelona ny tontolon’ny tontolo […]
Auteur/autrice : Adnews
Marovoay : tsy nisy fikarakarana nandritra ny taona maro
Nandalo tany amin’ny distrikan’i Marovoay sy ny kaominina Ankaboka ny delagasiona notarihin’ny Filoha Rajoelina omaly namangy ireo traboina any an-toerana. Nanolotra fanomezana ho an’ ny traboina, vary sy kojakoja samihafa . Hatramin’ny ben’ny Tanàna ao Ankaboka nahazo moto sy ordinatera, ny mpamboly nomena masomboly. Tsy mahagaga raha nolazaina fanombohan’ny fampielezan-kevitra ny […]
Krizy ara-tsakafo: manodidina ny 700.000 t ny vary nafarana
Ambony indrindra ny fanafarana vary avy any ivelany tamin’iny taona 2022 iny. Tsy ampy vokatra eto an-toerana sady ratsy, saingy antenaina hivoatra kosa izany amin’ity taona 2023 ity. Tsy maintsy manafatra vary avy any ivelany i Madagasikara satria tsy ampy ny vokatra eto an-toerana. Tafakatra 681.000 taonina izany tamin’ny 11 […]
Fifaninanana horonantsary : manomboka ny FIFF andiany fahatelo
Hiditra amin’ny andiany fahatelo ny “Festival International des Films des Femmes de Cotonou” na FIFF. Fifaninanana karakarain’ny Association EcranBénin, ho an’ny Vehivavy Afrikanina mpamokatra sy mpanatontosa sarimihetsika. Misokatra manomboka izao ary tsy hifarana raha tsy ny 30 aogositra 2023 ny fisoratana anarana. Lohahevitra amin’ity hetsika lehibe ity ny hoe “Ho […]
“Mozika, mozikako !”: hanasa an’i Fanja Andriamanantena i Silo
“Mozika, mozikako…”. “Hira noforoniko hohirain’i Silo. Matsiro sy mamy toy ny vary tondrahan-tantely…”, hoy ny filazan’i Fanja Andriamanantena azy. Io lohatenin-kira io koa mantsy no nosafidian’i Silo hitondrana ny fampisehoana manaraka, izay hotontosainy ny zoma 24 febroary izao, manomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva, etsy amin’ny Plaza Ampefiloha. “Hizarako […]