Auteur/autrice : Adnews

Famakiana fiara: ben’ny Tanàna lasibatra, telo lahy voasambotra

Voasambotry ny polisy ireo telo lahy namaky ny fiaran’ny ben’ny Tanàna’i Sambava, tao Toamasina, omaly. Nangalatra vola mitetina 1 tapitrisa Ar mahery niampy vola vahiny 100 Euros teo akaikin’ny trano fandraisam-bahiny ny mpangalatra iray, afakomaly. Fiara iray nipetraka amoron-dalana tsy nisy olona tao anatiny. Hitan’ity olon-dratsy izany ka nohararaotiny. No­vakiany […]