Hatao ny 23 sy ny 24 janoary ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny fikaonandoham-pirenena mahakasika ny fanodinam-bokatra ara-pambolena. Handray anjara ao daholo ny mpisehatra voakasika rehetra, hidinika ny zavatra manan-danja, ny fanamby hapetraka ary ny vahaolana horaisina. Tanjona ny hampitomboana sy ny hisian’ny fiantraikany tsara amin’ny famokarana eto […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsena iraisam-pirenena: Tsy voatery hiakatra ny vidin-tsolika
Nitondra fanazavana ny fitondram-panjakana, mahakasika ny fidinan’ny vidin-tsolika, ny sabotsy lasa teo. Hampifanarahina hifanahantsahana amin’ny fiovaovan’ny vidiny eo amin’ny tsena iraisam-pirenena ny eto amintsika, nanomboka ny sabotsy 19 janoary teo. Tsy voatery hiaka-bidy fa afaka hampidinina ihany koa. Maro ny lafiny toekarena jerena, satria mavesatra loatra amin’ny kitapombolam-panjakana ny famenoana […]
Base Toliara: Nitsodrano ny tetikasa ny olobe any Ranobe
Manaja ny fomba sy ny kolontsaina malagasy ny orinasa Base Toliara. Nankasitraka ary nitsodrano ny tetikasa ny olobe sy ny raiamandreny any an-toerana, satria tsapan’izy ireo fa hitondra fampandrosoana izany. Toerana hitrandrahan’ny tetikasa Base Toliara ny any Ranobe, ny fokontany Ranobe, kaominina Ankilimalinika, disitrika Toliara II. Nisy ny famonoana omby, […]
INDRAY MIJERY
Misy faritr’andro ratsy arahi-maso akaiky ao amin’ny lakandranon’i Mozambika, raha ny voalazan’ny Meteo Madagascar. Heverina ho hita soritra mazava izany amin’ny alarobia izao. Amin’ny ankapobeny, ho mora ny fiforonan’ny oram-baratra manerana ny Nosy. Tsy hisy fiovana misongadina kosa ny maripana. Nanatanteraka fanadiovana niaraka tamin’ny mpamafa làlana, mpamonjy voina, polisy monisipaly, […]
Lalana eny Alarobia : Ampiarahina ny fanadiovana sy ny fanamboarana
Mirotsaka an-tsehatra eny amin’ny Rond-point Alarobia ireo ekipa teknika maromaro nanadihady ny antony mahatonga ny fahasimban-dalana matetika eny an-toerana. Hita, tamin’izany, fa misy lalan-drano voasakana ao anatin’ny faritra nanaovana ny asa teo aloha. Nampihandrona ny rano izany ka niteraka fahasimban-dalana indray. Tsikarika koa fa tsy ampy sy tsy maharaka ny […]