40 personnes au sein de la Jirama sont suspectées de détournement de deniers publics, de favoritisme et d’abus de fonction. A l’issue de leur déferrement mardi, auprès du parquet du Pôle anti-corruption (Pac) 67Ha, 3 directeurs ont été placés sous mandat de dépôt et 3 autres n’ayant pas répondu à […]
Auteur/autrice : Adnews
Tir en l’air du 29/11/22
Africa Cup 3×3: nanainga omaly ny ekipa malagasy
Hanomboka afaka andro vitsy ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ny taranja basikety lalaovin’olona telo “Open”. Fifaninanana hatao ny 3 sy 4 desambra izao any Le Caire Egypta. Hiavaka ny fandraisana anjaran’i Madagasikara amin’ity. Manana solontena amin’ny sokajy lehilahy sy vehivavy mantsy i Madagasikara, hiaro ny voninahi-pirenena. Nanainga omaly ny […]
Rugby: hisokatra amin’ny taranja hafa ny RCTS
Raha ny rugby no hahalalana ny RCTS (Rugby Club Tanora Soavimasoandro), hatramin’izay, fantatra izao fa hisokatra amin’ny taranja hafa indray izy ireo, manomboka izao. Io no nambaran’Andrianarisoa Avotra, filohany, nandritra ny andro natokana ho fisaoarana ireo mpiara-miomban’antoka, natao ny asabotsy lasa teo, teny Imamba Soavimasoandro. Fantatra ary fa hanangana ivontoeram-piofanana […]
Volley-GNVB lahy sy vavy: samy hiatrika ny CCCZone 7
Tsara ny vokatra ho an’ ny ekipan’ny GNVB (Gendarmerie Nationale de Volley Ball), tamin’ity taona 2022 ity, araka ny tatitra nataon’ny filohan’ny GNVB, Chef d’escadron Commandant Fortunat, tetsy Betongolo, omaly. Anisan’ny nisongadina indrindra ny fandraisana anjara voalohan’ny GNVB vehivavy, teo amin’ ny sokajy 1ère Division, izay nisalotra ny tompondaka lefitra […]





