Auteur/autrice : Adnews

Sabotsy Albert, mpandala fomban-drazana: “Mila famerenana an-doharano ny hasin-tanin’i Toamasina”

Anisan’ny mitelina olona matetika ny ranomasina any Toamasina, renivohitr’i Betsimisaraka. Voahosihosy ny hasiny ka ilaina ny famerenana izany an-doharano. “Tsy tongatonga ho azy ny fahalasanan’ny olona na koa fiteleman’ny ranomasina olona fa noho ny fomban-drazana Betsimisaraka sy ny fomban-tanin’ i Toamasina, renivohitr’i Betsimisaraka voahosihosy”, hoy i Sabotsy Albert, fantatra amin’ny solonanarana hoe “Ombilahivola”, mpandala fomban-drazana sy […]

VAOVAO TAMBATRA

Mitohy ny fanarenana ny tetezam-by any Mangapaika, PK 505, RN.4. Efa nisy ny toromarika nomena ny mpampiasa lalana amin’izany fanamboarana izany, saingy nisisika niditra ihany ny kamiao iray. Efa nesorina io fiarabe io, ary efa miverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana, nanomboka omaly 6 desambra. Nisitraka masomboly vary an-drano 1512 kg […]

Fitaterana an-dalamby : hiverina ny zotra Antananarivo-Antsirabe

Hampivoatra sy hampiroborobo ny toekarena ny fiverenan’ny zotra an-dalamby ma­m­pifandray an’Antanana­rivo sy Antsirabe rehefa niato nandritra ny efa-taona. Hiverina amin’ny laoniny indray ny zotra an-dalamby mampitohy an’Antananarivo sy Antsirabe (TA) rehefa niato nandritra ny efa-taona. Na­namafy ny Madarail fa niverina nanomboka ny sabotsy teo ny fivezivezen’ny lamasina amin’ ireo toerana […]

Fiaraha-mientana

  Mbola mitana ny sain’ny besinimaro ny mahakasika ny resaka tsy fandriampahalemana manerana ny Nosy. Manao izay danin’ny kibony ny olon-dratsy na misy aza ny ezaka manokana ataon’ny mpitandro filaminana. Areti-mikiky ny fiarahamonina, miankina amin’anton-javatra maro izany. Tsy vitan’ny fampiasan-kery sy ny fifanasana vangy amin’ny resaka politika ny famahana azy. […]

Antontam-baovao niomerika : nitsangana ny orinasa Nxtra Africa

Nampahafantarin’ny Airtel Africa, ny 5 desambra teo, ny « Nxtra by Airtel ». Sampan’orinasa ao aminy, misahana ny fanangonana antontam-baovao niomerika sy informatika amin’ny fifandraisan-davitra. Mamaly ny filàn’ny mpanjifa ny fitsanganan’ny Nxtra Africa, izay tsy mitsaha-mitombo, an­ke­hi­triny. Tanjon’ny Nxtra Airtel ny hanangana tambajotram-pifandraisan-davitra lehibe indrindra aty Afrika. Ha­nan­ganana azy ny tanàn-dehibe rehetra ahitana ny […]