Mahatsiaro manana andraikitra lehibe eto amin’ny firenena ny eo anivon’ny FFKM, amin’ny maha Raiamandreny am-panahy azy ireo. Izany indrindra no nanosika azy ireo nanao antso avo sy nikarakara hetsika maro, indrindra ny mahakasika ny fifidianana. Tontosa omaly, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny fihaonana teo amin’ny filoham-piangonana efatra, mivondrona ao anatin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Mafana…mafana !
Vita izay ny lalaon’ny Nosy. Nafotaka ny fifaninanana. Tsy an-kitsitsy fa tsy maintsy natao izay nadrombahana ny fandresena tamin’ny fomba rehetra. Samy mba te hanandratra avo ny zava-bitany sy ny firenena niaviny ihany koa. Iza tokoa ny olompirenena ka manam-panahy no tsy hiady ho an’ny tanindrazany ? Nabaribarin’ny atleta sy ireo […]
Tselatra
Jiolahy telo indray maty voatifitry ny miaramila tao Ankazoabo, afakomaly. Nanafika tao Ampandrabe ireto malaso ireto no nifanehatra tamin’ny miaramila mpampandry tany. Tratran’ny polisy ao Alasora, afakomaly, ireo jiolahy mpangalatra jiro an-dalambe. Teo am-pakana jiro tao amin’ny fokontany Mahitsy ry zalahy no hitan’ny fokonolona sy ny polisy. Vehivavy roa no […]
Fifandonana mahery vaika: miaramila voan’ny bala, Olon-tsotra iray maty
Mpanara-dia iray tamin’ny fokonolona no lavon’ny balan’ny dahalo tao amin’ny kizo Andasiniletsaka, fokontany Mazamiempo, koaminina Bemahatazana, distrikan’i Tsiroanomandidy, omaly. Nitrangana halatra omby tao Ampoaramaso, fokontany Zatobe, kaominina Marotampona, ny alin’ny alahady 03 hifoha omaly 4 septambra tamin’ny 10 ora sy sasany alina. Dahalo am-polony nitam-piadiana nandroba. Nanara-dia ireo olon-dratsy avy […]
Miarinarivo: naiditra am-ponja ireo mpangalatra taolam-paty
Nidoboka am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjaben’i Miarinarivo, ny zoma teo, ny tambajotran-jiolahy malaza ratsy amin’ny halatra taolam-paty ao Miarinarivo. Taolam-paty iray gony no tratra tany amin’izy ireo nandritra ny fampandrian-tany nataon’ireo miaramila ao amin’ny fari-piarovana sy Filaminana Tsiafajavona. Sarona tao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Tamponala, distrikan’i Soavinandriana Itasy, ny sabotsy 26 […]