Des manifestations estudiantines ont éclaté dans les Universités d’Antananarivo et de Toliara. Des problèmes liés à l’approvisionnement en eau et en électricité ainsi qu’aux bourses d’études ont déclenché ces grèves. Les manifestants ont usé de leur habituel mode opératoire à chaque mouvement revendication, en coupant la circulation avec des pneus brûlés […]
Auteur/autrice : Adnews
Développement durable: Madagascar abrite le programme GMES et Afrique
Madagascar accueille au Carlton Anosy, depuis hier, un atelier régional de l’Afrique de l’Est sur le programme « Global Monitoring for Environment and Security (GMES) » et Afrique. Un projet cofinancé par la Commission européenne (CE) et la Commission de l’Union africaine (CUA), dont l’objectif est de renforcer les capacités d’Observation de […]
Baolina kitra – Fifaninanam-pirenena: niova anarana ho “World Cola League des champions”
Niova ho “World Cola League des champions” indray ny anaran’ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja baolina kitra manomboka izao. Haharitra telo taona ny fiaraha-miasa sy fanohanan’ny orinasa Star ny Federasiona malagasy (FMF). Hisantatra izany ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena eo amin’ny sokajy «D2 National». Io no votoatin’ny fihaonan’ny tomponandraikitra eo anivon’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Niteraka fimenomenonana teo amin’ireo ekipa vahiny ny tsy fahatongavan’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny handball nanatrika ny fiadiana ny CCCOI, natao tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena, ny 9 ka hatramin’ny 16 jolay lasa teo. Rehefa nanontaniana ny tomponandraikitra, ny tsy fahasalamany no antony tsy nanatrehany izany. Hitohy amin’ny alahady ho avy izao, etsy […]
Barea de Madagascar: mpilalao 9 tsy manana klioba
Efa saika tapitra avokoa ny fifanarahan’ireo mpilalaon’ny Barea amin’ny klioba nisy azy any Eoropa any, amin’izao fotoana izao. Ny ankamaroany, tsy nanaiky ny hanavaozana ny hitohizany tao amin’ireo ekipany teo aloha ny tomponandraikitra. Fantatra àry fa miisa 9 ireo tsy mbola manana klioba hilalaovana ankehitriny. Anisan’ireny i Sonny Laiton, mpiandry […]




