Efitra roa hotohoton’ny afo tao Nahamora atsimo, distrikan’i Morondava, omaly atoandro. May tamin’izany ny boky fianaran’ny mpianatra. « Tsy fantatra mazava ny nahatonga ny firehetana », hoy ny fanazavan’ny polisy misahana ny fanadihadiana ao an-toerana. Nalaky nifarimbona tamin’ny famonoana ny afo ireo manodidina. Kila tanteraka tamin’ity fahamaizana ity ny kilasy T5. Tsy […]
Auteur/autrice : Adnews
Jly Serge Gellé: “Tsy maintsy hisy ny matson’ny 26 jona”
Nitondra valy bontana ireo nanely resaka anaty tambajotran-tserasera ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandary (Seg), ny Jly Serge Gellé, omaly. Voizina amin’izany ny fanentanana ny amin’ny tsy tokony handehanan’ny Foloalindahy hanao matso miaraka amin’ny filohan’ny Repoblika. “Hajaina ny fanehoan-kevitr’izy ireo ary malalaka amin’ny heviny saingy am-panetrentena sy am-pitoniana no itondrako ny […]
Ambohijatovo : jiolahy tratra teo am-panendahana
Hatolotra ny fampanoavana ity jiolahy tratran’ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria boriborintany faharoa (CSP2) Ambohijatovo ity. Tratra teo am-panendahana olona iray teny Ambohijatovo izy, afakomaly alina. Olona sendra nody alina no nifanehatra tamin’ilay jiolahy ka nendahiny. Tamin’ny fotoana nandalovan’ny polisy nanao fisafoana iny faritra iny anefa no nahatrarana azy teo […]
Kidnapping : renim-pianakaviana maty tany amin’ireo jiolahy
Maty teny am-pelatanan’ireo dahalo ny ramatoa iray rehefa avy nalaina an-keriny. Afakomaly no nitrangan’izany tao Morarano Ivakaka, distrikan’Amparafaravola… Namoy ny ainy tampoka vokatry ny tranga fakana an-keriny azy ny renim-pianakaviana iray. Tao Morarano Ivakaka, distrikan’ Amparafaravola no nisehoan’izany ny alin’ny alatsinainy hifoha ny talata 20 jona. Nalaina mpaka an-keriny tamin’ […]