Tian’izy ireo ny mozika rock. Tiany ihany koa ny misary adala eny an-tsehatra. Taona maro anefa no tsy nisy izany, ka tena fotoan-dehibe ny alin’ny sabotsy teo ho an-dry Ikala. Fotoana nahitana an-tsehatra indray an’i Ampelagie sy i Marie Jeanne, tetsy amin’ny Kudeta Urban Club. Nihamatotra? Niverina tamin’ny fitiavany taloha […]
Auteur/autrice : Adnews
Tarika Telofangady : mampiaina hatrany ny mozika tena malagasy !
Ilay mozika misy fototra, misy fanahy tena Malagasy? Angadin’ny Telofangady izany. Noporofoin’ny tarika indray omaly, fa miaina ary manana ny hoaviny ny sanganasan’izy ireo. “Gasikara” no tena nahafantaran’ny maro ny tarika Telofangady… Nametraka ny lazany, saingy efa nihoaran-dry Haja sy ny tariny efa ela anefa izay. Efa “Gasikara 4” aza […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 125 ny valan-javaboahary eto Madagasikara, misandrahaka amin’ny velaran-tany 9 tapitrisa ha. Anisan’ny fitaratra amin’ny fitantanana azy ireny ny fikambanana Gerp any Maromizaha, izay vao nanavao ny drafi-pitantanany. Nomena tombondahiny ny velon-tenan’ny mponina, nahatonga ny any an-toerana tsy nahitana doro ala intsony. Hohamafisina ny fifanarahana ara-barotra eo amin’i Madagasikara sy […]
Ramakavelo Faly : «Azo tratrarina tsara ny mpizahatany 1 tapitrisa»
Tanjon’ny fanjakana ny hisarihana mpizahatany 1 tapitrisa amin’ny taona 2028, raha 350 000 ny taona 2023 teo. Nambaran-dRamakavelo Faly, mpahay toekarena sady mpandraharaha, fa « azo tratrarina tsara io tanjona io, satria mbola malalaka ny tsena ho antsika eto Madagasikara amin’ny fizahantany. Raha raisina ohatra ny atsy Maorisy, tsy misy afa-tsy […]
Anosibe Ifanja : tobim-pamokarana herinaratra
Notokanana ny sabotsy 6 jolay teo ny tobim-pamokarana avy amin’ny masoandro any amin’ny kaominina Anosibe Ifanja, distrika Miarinarivo. Tanteraka izany vokatry ny fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo sy ny orinasa WeLight Madagascar, ao anatin’ny fiaraha-miasa 3P. Manana tanjaka 33 KC ity fotodrafitrasa ity, ampiasana bateria 82 Wh. Miasa mamatsy […]




