“Iza koa izany?” Tsy maintsy ho maro no hametraka io fanontaniana io, indrindra ireo izay tsy dia maharaka firy intsony ny fizotry ny rivotry ny mozika amin’izao fotoana izao. Marobe ihany koa anefa ireo faly, vantany vao nambara omaly fa ho avy eto Madagasikara i Jason Derulo! Tototra fankasitrahana sy […]
Auteur/autrice : Adnews
Harembakoka: feno 50 taona ny fifanarahana iraisam-pirenena
Tapaka nandritra ny fivoriamben’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana misahana ny fanabeazana, ny siansa ary ny kolontsaina tao Paris, ny taona 1972 ilay fifanaharana izay mahakasika ny fiarovana ny harembakoka iraisain’izao tontolo izao. Mamaritra ireo zavaboahary na harembakoka ara-kolontsaina izay mahafeno ny fepetra hampidirina anaty lisitra, mamaritra ihany koa ny andraikitry ny […]
Tontolon’ny kabary: feno 59 taona ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy
16 novambra 1963 – 16 novambra 2022, feno 59 taona katroka, omaly, ny nijoroan’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy (Fi.Mpi.Ma). Manamarika izany, ao anatin’ny 4 andro ity fikambanana zokiny indrindra amin’ny fikoloana sy fampivelarana ny kabary malagasy ity. Efa sehatra goavana no iasana (maneran-tany), ka nanapa-kevitra ny hampiasa bebe kokoa ny teknolojiam-pifandraisana […]
Tontolon’ny hatsikana: miezaka maka ny toerany ny mpanao « Stand-up »
Maro ny ezaka ho an’ny mpanao « Stand-up » Malagasy. Ilay karazana hatsikana nataon’ireo zoky teo aloha foana mantsy no tonga ao an-tsain’ny olona raha vao mijery hatsikana, hany ka lasa diso fanantenana izy ireo vao « stand-up » no atao. Natao teny amin’ny « Cercle Germano-Malagasy » na CGM Analakely, ny alarobia, 16 novambra 2022, […]
CFAO: tsara ny varotra fiara
Nitondra tombontsoa lehibe ho an’ny Vondrona CFAO Motors sy ny mpanifa ny fampisehoana « Salon de l’auto » tamin’ity taona ity. Izay mpanjifa rehetra nividy fiara marika Toyota, Suzuki, na Mitsubishi dia mety mahazo fiara fanindroany tamin’ny fisarihana natao. Nahazo izany tamin’ny fisarihana ny Fikambanana Agakhan Education Service, izay nividy bus Toyota […]