Nanatanteraka dia an-tongotra nampitohy an’Ambatofotsy sy Ambatolampy ho fanombohan’ny fiofanan’ny USAD (Vondron-kery manokana misahana ny ady amin’ny asan-dahalo) andiany faha-28 ny avy ao amin’ny Hery vonjy taitran’ny zandarimariam-pirenena (FIGN), ny alatsinainy 14 novambra 2022 teo. Ankoatra ireo mandrafitra ny USAD, nandray anjara tamin’izany koa ny manamboninahitra ambony, manamboninahitra sy manamboninahitra […]
Auteur/autrice : Adnews
Efa nigadra: maty voatifitra i Flavien na Lefilany
Lavon’ny zandarimaria avy ao Antsohihy, omaly, ilay dahalo raindahiny atao hoe Flavien na koa Lefilany. Tsy zoviana amin’ny mpitandro filaminana ao an-toerana ity malaso nampitondra faisina ny mpiara-belona aminy ity. Voatonona amin’ny raharaham-pitsarana maro izy ary efa niditra am-ponja mihitsy saingy tsy mety fay. Ny alahady teo, nisy nampandre ny […]
Tir en l’air du 17/11/22
Cross-country: le sommet national, aura lieu le 3 décembre
La Fédération malagasy d’athlétisme (FMA) a gardé la date du 3 décembre pour la tenue du championnat national de cross-country, contrairement au marathon international de Tana prévu le week-end passé mais annulé. Cet événement phare national du cross-country sera couru à Ivato. « Avancé pour cette année, le sommet national de […]
Basket BAL – Elite 16 Groupe F: le Cospn vise l’une des trois premières places
Les basketteurs du Club omnisport de la police nationale (Cospn) mettront le cap sur Cap Town (en Afrique du Sud) ce samedi, pour disputer la deuxième phase qualificative de la Basketball Africa League (Bal) ou « Elite 16 ». Fin prête, l’équipe championne de Madagascar en titre ne compte pas faire de […]