Auteur/autrice : Adnews

Nanafika karana: 5 lahy nandroba 25 tapitrisa Ar

Norobain’ny jiolahy dimy, nitondra basy PA sy Kalachnikov, ny tranombarotra an’ny karana iray eny Andrefan’Ambohijanahary, omaly hariva. Notifirin-dry zalahy ny totohondry ny vavany. Lasa ny vola 25 tapitrisa Ar. Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana ma­­hery vaika ny tranombarotra iray lehibe an’ny teratany Karana eny Andrefan’ Ambohi­janahary, omaly hariva tamin’ny 5 ora sy 30 […]