Misy ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny CUA, ny ONG Gret ary ny Nutri’zaza amin’ny alalan’ny tetikasa Aintsoa. Hampihenana ny tsy fanjarian-tsakafo an-drenivohitra no tanjona. Notontosaina omaly 16 novambra 2022, tetsy amin’ny lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaovan-tsonia amin’ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, ny ONG Gret ary ny Orinasa Nutri’zaza momba […]
Auteur/autrice : Adnews
Kitra – « Mondial 2022 »: ankafizin’ny mpanao hatsikana ny Séleçao Brésil
Hanomboka ny alahady 20 novambra izao ny “Mondial 2022” any Qatar. Nisy ny fanadihadiana natao tamin’ireo mpankafy momba izany teny Antaninarenina, omaly. Naneho ny heviny ireo tanora mpanao hatsikana. Raitra Mahasarika olona maro eto an-tany ny taranja baolina kitra, indrindra fa ny “Mondial”, naniry mba ho lasa mpanao baolina ny […]
Mahamasina: mpianatra iray tratra namaky trano
Iza indray no homen-tsiny ? Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahadimy (CSP5) eny Mahamasina, ny alatsinainy teo teny Angarangarana ny tovolahy iray mbola mpianatra. Trano iray eny Madera Namontana no nidirany an-tsokosoko. Nifampitadiavana izy ireo taorian’izay satria tadidin’ny tompon-trano ny endriny nandritra ny halatra natao tamin’io fotoana […]
Institut Conficius: miaramila telo lahy nahazo mari-pankasitrahana
Nahazo mari-pankasitrahana avy amin’ny masoivohon’i Sina miasa sy monina eto Madagasikara, i Guo Xiaomei ireo miaramila telo lahy mpianatra teny sinoa, omaly, teny amin’ny Institut conficius eo anivon’ny oniversiten’Antananarivo. Nohamafisin’ny masoivohon’i Sina fa manamarika ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasa ara-tafika eo amin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena sy ny masoivoho sinoa izao. Tsy […]
RN44: fiara 182 narahi-maso
Hisorohana ny loza mateti-pitranga anatin’ny lalam-pirenena faha-44, nanao hetsika nentina nampianarana ireo mpitondra fiara ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny fari-piadidian’ny polisim-pirenena Alaotra Mangoro, afakomaly. Fiara 182 nandalo tamin’iny lalam-pirenena iny araka izany no nanaovan’izy ireo fisavana sy narahi-maso. Nanome torimarika manokana ireo mpampiasa lalana ireo ny polisy. Voakasik’ity hetsika […]