Nobatain’ny andian-jatovo maromaro ny dabam-pako vy napetraky ny kaominin’Antananarivo entina hanatsarana ny tanàna, afakomaly atoandro. Tsy nisy tahotra, nongotan’ireo lehilahy ireo ity fananana iombonanana ity ary nentin’izy ireo. Fiara mpitatitra olona roa nifandona mafy tao Mandalahy – Fianarantsoa, afakomaly. Potika tanteraka ny fiara roa. Tsy nisy kosa ny aina nafoy.
Auteur/autrice : Adnews
Lalao baolina kitra: nidaroka olona ny mpitandro filaminana
Tranga hafakely ity niseho tao amin’ny kaominina Miarinarivo, distrikan’Andilamena ity. Ny alahady 18 desambra teo. Niady ny lalao famarana ny zanaky ny betsileo sy ny mpitandro filaminana ao an-toerana. Resy teo anatrehan’ny zanaky ny Betsileo ny mpifanandrina aminy ka tsy nahazaka. Minitra vitsy tsy hataperan’ny lalao, nodakan’ny mpitandro filaminana ny […]
Notambazana “biscuits”: sady voaolana no bevohoka ilay ankizivavikely
Niakatra fampanoavana ny alakamisy ka notazonina vonjimaika ao amin’ny fonjan’i Tolagnaro ilay lehilahy 46 taona, voatondro ho nanolana sy nahabevoka ankizivavikely 12 taona. Voasambotra ny talata teo, rehefa nanao ny asa ratsiny nandritra ny herintaona. Ny 15 desambra teo,raha iverenana ny zava-nitranga, efa alina vao niditra ny trano ilay ankizivavikely […]
Tennis de table: la saison 2022 se prolonge jusqu’en 2023
La nouvelle année rime avec compétitions pour les pongistes licenciés. La Fédération malagasy de tennis de table (FMTT) annonce la tenue du championnat de Madagascar 2022 pour le mois de janvier 2023, au palais des sports de Mahamasina. Au programme, des compétitions par équipe (homme et dame), de double (hommes, […]
Liste des Barea Chan: le sélectionneur national fait dans la continuité
Aucune surprise à attendre dans la liste de 26 Barea locaux en route pour le Championnat d’Afrique des nations (Chan) 2022 en Algérie, du 13 janvier au 4 mars. La Fédération malagasy de football (FMF) a dévoilé hier la liste des 26 joueurs convoqués pour la deuxième et dernière partie […]