21 ny fihetsika ara-pahasalamana tsotra azo isorohana ny aretina amin’ny andavanandro. Efa novolavolaina ny taona 2019 ny paikady nasionaly amin’ny fanovana ny fitondran-tena hifanaraka amin’ny fahasalamana niarahan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny mpiray ombon’antoka. Nampahafantarina ny vahoaka teny amin’ny tokotanin’ny Gara Soarano ireo fihetsika fototra ara-pahasalamana 21 tokony hananan’ny rehetra, nandritra […]
Auteur/autrice : Adnews
Karate : mpikatroka 30 mivondrona etsy Ampefiloha
Taorian’ny fiatrehana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara farany teo sy ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika natao tany Durban, manatanteraka fampivondronana etsy amin’ny Akademia Nasionaly ny Spaoro Ampefiloha, ny Federasiona ny Karatedo Malagasy. Mpikatroka 30 mianadahy avy amin’ny ligy manerana ny Nosy no manaraka ny fampivondronana mandritra efatra andro, nanomboka omaly […]
Vokatry ny fahalotoan’ny rivotra : Malagasy iray ao anatin’ny telo no maty aloha loatra
Maloto ny rivotra iainana eto Madagasikara. Miteraka voka-dratsy ara-pahasalamana izany ary mamono olona mihitsy. Misy ny fiaraha-miasan’ny Amerikanina sy ny manam-pahaizana malagasy amin’ny fitadiavana vahaolana. Nisy ny fanaraha-maso nitety vohitra ny kalitaon’ny rivotra iainana nataona ekipana manam-pahaizana manokana amin’ny sehatry ny tontolo iainana, ny fahasalamana ary ny zon’olombelona notanterahina ny […]
Taratry ny kanto
La Teinturerie – Tarika Mbola Talenta Ao anatiny tanteraka! Taorian’ ny seho fampahafantarana ny asabotsy teo, hiaka-tsehatra sahady etsy amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo ry Mbola Talenta sy ny tariny, anio manomboka amin’ny 8 ora alina. Fotoana hizaran’izy ireo hatrany ny sanganasany, mozika miaina mifototra amin’ny tendry gitara ravahina zavamaneno malagasy […]
Oniversiten’Antananarivo : Mahaliana ny tanora ny hetsika kolontsaina maroloko
Hetsika lehibe ahafahana mamantatra sy mampahafantatra kolontsaina maro ny hetsika “Kolontsaina maroloko”. Fotoana ihany koa hiraisana sy hifanakalozana ho an’ny tsy mitovy fiaviana, indrindra ho an’ny mpianatry ny anjerimanontolo. Tanterahina eny amin’ny oniversiten’Antananarivo, ny 15 sy 16 desambra 2022, ny hetsika “Kolontsaina maroloko”, andiany faharoa. Hetsika karakarain’ny sampandraharahan’ny kolontsaina eo […]