Nankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny ankizy ny Fikambanambe iraisam-pirenena miahy ny kilonga na Unicef, teny Andohalo, omaly. Hetsika natao ho fampitan- kafatra hiadivana ny fitovian-jo sy ny fialana amin’ny fanavakavahana misy amin’ireo ankizy eto Madagasikara. Araka ny fanadihadiana nataon’ny MICS, ny taona 2018, ny efatra isan-jaton’ny ankizy misy […]
Auteur/autrice : Adnews
Mahazo vahana ny Covid-19: niakatra 264 ny isan’ny tranga amin’ny faritra sivy
264 ny olona marary mitondra ny tsimokaretina Covid-19 ka ny telo amin’ireo anatin’ny tranga misy fahasarotana, araka ny tatitry ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, omaly. 872 ny fitiliana natao ny 12 ka hatramin’ny 18 novambra ka195 ny tranga vaovao voamarina. 22 tamin’ireo olona nifampikasoka mivantana tamin’ny marary. Sivy ny faritra ahitana ny […]
Kaominina Antananarivo Renivohitra: nankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny kabone
Nankalaizana omaly 19 Novambra 2022 ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny kabone ho antsika teto Antananarivo. Nanao fandokoana faobe ireo kabone miloko mavo sy manga eto amin’ny boriborintany enina ny teo anivon’ny fitaleavana ny rano, fidiovana ary ny fanadiovana eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny fikambanan’ny dioviko Iarivo. Nosantarina izany […]
« Opération smile tour »: handalo amin’ny distrika efatra
Manakaiky hatrany ny olona sima sy ny vaky lanilany ny ONG Opération smile. Handeha hitety distrika amin’ny lalam-pirenen fahafito izy ireo. Nanainga ny faran’ny herinandro teo ny fiarabe ahitana ireo mpitsabo sy tomponandraikitra hitety ny distrika amin’ny lalam-pirenena fahafito hanome tolotra fitsaboana ho an’ny olona sima molotra na vaky lanilany […]
Basikety – “BAL Elites 16”: Amerikanina roa hanampy ny Cospn
Hanomboka rahampitso 22 novambra 2022, any Cape Town Afrika Atsimo ny dingana faharoa amin’ny fifanintsanana amin’ny BAL (Basket Ball Africa League), ho an’ny vondrona F misy ny Cospn Madagasikara. Ankoatra ireo mpilalao eto an-toerana sy ilay Amerikanina efa niaraka hatramin’izay tamin’ny Cospn, i Rashawn Joel Langston, hisy Amerikanina iray ihany […]