Auteur/autrice : Adnews

TSELATRA

Tratra niditra an-tsokosoko tao an-tranon’olona eny Namontana ny jiolahy iray. Ny sabotsy maraina teo izy no tsikaritry ny tompon-trano niditra tao an-tranony. Efa saika haka findain’olona tao an-trano izy tamin’io fotoana io. Nosamborina avy hatrany taorian’izay. Tonga ny polisy naka azy nihazo ny kaomisarian’ny CSP5. Olona iray namoy ny ainy […]

Taksiborosy voatafika: 3 tapitrisa ar voatifitra, olona telo naratra

Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana tao Bebao Tsiroanomandidy, RN1, omaly maraina. Taksiborosy roa sy kamiaobe no indray voatafika. Olona telo naratra mafy, lasa ny vola 3 tapitrisa Ar mahery. Dahalo enin-dahy nitondra basy no tompon’antoka tamina fanafihana taksiborosy roa sy kamiaobe iray tao Tsiroanomandidy. Taksiborosy avy amina kaoperativa roa manao fitaterana mihazo […]