Nirefotra indray ny basin’ireo jiolahy teny Ampasampito omaly maraina tamin’ny 6 ora sy 30 mn. Cash point iray voatafika. Naratra ny dokera iray sy ny polisy iray raha nikasa hamonjy ilay renim-pianakaviana notafihan’ny jiolahy… Jiolahy roa nitondra basy mahery vaika no nanafika tao amina Cash point iray eny Ampasampito, omaly […]
Auteur/autrice : Adnews
TSELATRA
Tapa-bolana mahery aty aoriana, hita tao Antsiafabositra ilay mpiasan’ny BNGRC nifampitadiavana teny amin’iny RN4 mihazo an’i Mahajanga. Teny Mahatsinjo no hitan’ny olona ny fiara nentiny. Nilaza izy nandritra ny famotorana nataon’ ny zandary fa hoe nisy naka an-keriny. Nentin’ireo mpaka an-keriny mifindrafindra toerana hatrany izy, raha ny filazany. Misy mampiasa […]
23 septambra 2023
Tir en l’air du 23 septembre 2023
Road to BAL 2023: le COSPN dans le groupe des insulaires
La première phase du Basketball africain League (Road to Bal) se tiendra du 6 au 8 octobre à Madagascar pour la deuxième année consécutive. Le groupe E est composé exclusivement d’équipes issues des îles de l’océan Indien : Ushindzi Club (Comores), Roche-Bois Warriors (île Maurice), Beau Vallon Heat (Seychelles) et Cospn […]




